Rado Romeo Razafimandimby Animateur

Rado Romeo Razafimandimby Animateur Animateur professionnel

25/11/2025

Salama daholo ny akama rehetra ,mila animateur micro 2 za hiasa fotoana lava2 Mp malaky

Cocorico lasa zao,andro voalohany ho any festival des oeufs andiany faha 4,ety Antanety Be Mahazaza nahafinaritra ny ani...
10/10/2025

Cocorico lasa zao,andro voalohany ho any festival des oeufs andiany faha 4,ety Antanety Be Mahazaza nahafinaritra ny anio ary tsy hifarana raha tsy ny alahady ho avy zao tongava fa aty milamina be otran reny inona reny ,ny rivotra tsara milay ee




Aleffaaaa

Ho anareo orinasa mitady ankizy hiasa manao fanentanana mijanona ho anareo mandritrany fotoana tsy voafetra dia afaka ma...
25/09/2025

Ho anareo orinasa mitady ankizy hiasa manao fanentanana mijanona ho anareo mandritrany fotoana tsy voafetra dia afaka manao izany koa ny ekipa toy ireto ankizy miasa raikitra ao @ Azima izay hisaorana @ fahatokisana ary diia ny spaghetti Bonjour ,Champion moa no tena varotana @ zao eny ankazomanga eny zareo ooo
🇲🇬🇲🇬💪💪
Mankasitraka ny ekipa mavitrika izay tarihan kapiteny Tchila ,Alefaaa

Salama ianareo mpanaraka ny pejy ny ekipa   dia tsy mijanona ao Antananarivo ihany fa afaka mivoaka ny faritra ihany koa...
25/09/2025

Salama ianareo mpanaraka ny pejy
ny ekipa dia tsy mijanona ao Antananarivo ihany fa afaka mivoaka ny faritra ihany koa hatreto ho an ity taona ity dia nahavita In3 Mahajanga,Antsirabe,Ambato,Antananarivo sy ny manodidina ....Ary aty @ faritra Atsinanana zao ,koa aza misalasala ianareo fa vonona ny ekipa zatra ary mahay ny asa momba ny fanentanana na ara barotra io na ireo karazana seho sy fampisehoana maro samy hafa ,tongava miresaka na miantso avy hatrany 034 69 003 64/033 12 055 64
🇲🇬🇲🇬
Alefaaaa

17/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rabarilandy Hery, KotoBlue Tiana Hero, Jean-Luc Randriamanalina, Pyan Rakoto, Miora Malalanirina, Rakotoarijaona Henintsoa

Ndao ndray ary hianoka mozika sy fety miavaka ndray tsika eny Ambohimanga,manomboka ny zoma zao eny Ambohimanga Rova ana...
16/09/2025

Ndao ndray ary hianoka mozika sy fety miavaka ndray tsika eny Ambohimanga,manomboka ny zoma zao eny Ambohimanga Rova anatiny Angaredona Festival ,Mozika Mampiray Firenena
Alefaaaa



. Tsy Maintsy Mandroso🇲🇬🇲🇬

Vonona ny nahandro ary dia ho aroso anareo manomboka @ asabotsy zao ary tsy hifarana raha tsy ny 21 Avril ny Festival An...
11/09/2025

Vonona ny nahandro ary dia ho aroso anareo manomboka @ asabotsy zao ary tsy hifarana raha tsy ny 21 Avril ny Festival Angaredona andiany faha 19 eny Ambohimanga ,Tongava reto a



So varina fa hanomboka ny Asabotsy zao ny Festival Angaredona andiany faha 19 eny Ambohimanga so tara nareo an ,nde hive...
10/09/2025

So varina fa hanomboka ny Asabotsy zao ny Festival Angaredona andiany faha 19 eny Ambohimanga so tara nareo an ,nde hiverenantsika kely ny fitintsary t@ herintaona

Miarahaba antsika rehetra indray tonga eto @ pejy.Ndeha ho ampatsiahiviko kely anareo Orinasa Olontsotra FikambananaMpik...
09/09/2025

Miarahaba antsika rehetra indray tonga eto @ pejy.
Ndeha ho ampatsiahiviko kely anareo
Orinasa
Olontsotra
Fikambanana
Mpikarakara fampisehoana ,Festival
Mpikarakara foire ....
Ianareo rehetra miheritreritra hikarakara hetsika na hanao dokambarotra ny entana hamidinareo fa izahay *RRAniMada*izay mihorina arapanjakana manana Nif sy Instat dia manana ekipa zadraharaha ,feno traikefa hampandeha ny varotra izay hataonareo"Animation. Point de Vente "nakoa " Road Show" mandray vonona ianareo afaka raisina avokoa ny fikarakarana manomboka
Autirisation
Sono
Dj
Animateur Micro
Animatrice
Regisseur
Superviseur
Camion,arakaraky ny habeany hilainareo,4×4 Pick Up
Aza misalasala manoratra na miantso mivantana
034 69 003 64*Whats Ap*
03312 055 64
RRAniMada. *Tsy Maintsy Mandroso*
Rado Romeo Animation Madagascar🇲🇬??🇬

Address

Ambohimanarina
Antananarivo
101

Telephone

+261346900364

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rado Romeo Razafimandimby Animateur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Rado Romeo Razafimandimby Animateur:

Share