14/11/2021
Hellooo les girls❤️
‼️Ndao ilalao ohhhh‼️
Iza no te ahazo hauts tsara kely? Na pant flare?🥰
Na koa ensemble pant flare???
Tsotra kely ny lalao☺️
🦋Asiana j’aime ny page
🦋partagena anaty groupe 1 sy eo amin’ny mûre anao atao mode public ity publication ity 🥰
🦋 farany dia asao anaty commentaire ny namanao 3 hilalao sy hanisy j’aime ny page
Olona 3 no sarihana ahazo loka Amin’io anh 🥰
Raha te hanjifa ny hauts dia solder
15 000ar izy izao🥰
ny pant flare 18 000ar🥰
Ny ensemble 30 000ar🥰
Dispo en plusieurs coloris et en taille XXS XS S M L
Promotion atramin’ny 25 novembre izao ary fisarihana kosa dia atao amn io andro io ihany amin’ny 4 Ora hariva🥰
Bonne chance les girlsss🥰