Reko Collection

Reko Collection Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Reko Collection, Clothing (Brand), II K 13 Antaninandro, Antananarivo.

Feno ny toerana amin'ity fotoana mamy kely ity🥳 Mankasitraka antsika rehetra izay nisoratra anarana ✨Ito ary ny fotoanat...
20/04/2026

Feno ny toerana amin'ity fotoana mamy kely ity🥳
Mankasitraka antsika rehetra izay nisoratra anarana ✨

Ito ary ny fotoanatsika :
🗓️ 25 Aprily
🕑Amin'ny 2 ora tolakandro (14h) STAR Andraharo
⚠️Aza adinoina ny CIN
👕 llay T-shirt kosa dia afaka alaina aty amin'ny QG Reko na atao livraison manomboka amin'ny 23 Avril

Amin'ny sabotsy ary mihaona eh 🥳

Fresh moment with reko : Efa feno sahady ny toerana! ✨

Tsy niandry ela ianareo fa namaly ny antso avy hatrany !🤗 Efa feno sahady ny toerana ho an’ity fotoana iray natokana iarahantsika ity ! 😲 🌟
Mankasitraka amin'ny fahavitrihanareo sy ny fitiavanareo ! 🥰

Ho anareo 20 afaka hiatrika ny fotoana kosa dia hihaona isika ny :
📅 25 Aprily
🕘 Amin'ny 2 ora tolakandro (14h)
📍 STAR Andraharo
⚠️ Aza adinoina ny CIN
👕 Ilay T-shirt kosa dia afaka alaina na atao livraison manomboka amin'ny 23 Avril

Aza adinoina ary ny fotoanantsika fa hataontsika milay be ity Fresh moment with Reko ity an ! 🎉

Iza daholo no aty amin'ny LaTabatra Food Festival  aty ? 🥳 Rehefa vokivoky iny ianareo dia tongava ety aminay eh 😋 Ho ts...
19/04/2026

Iza daholo no aty amin'ny LaTabatra Food Festival aty ? 🥳

Rehefa vokivoky iny ianareo dia tongava ety aminay eh 😋

Ho tsenainay miaraka amin'ireto vokatra Reko Collection be dia be ireto ianareo 🥰 :
⭐ T-shirt
⭐ Carnet
⭐ Pendentif
⭐ Stickers
⭐ Bracelet
⭐ Album Misia
⭐ Album Fantatrao ve?

Oh ry zareo ah, misy an'ity T-shirt vaovao be ity 😍: ny 20 voalohany manao commande ihany no mahazo azy sady afaka hanat...
17/04/2026

Oh ry zareo ah, misy an'ity T-shirt vaovao be ity 😍: ny 20 voalohany manao commande ihany no mahazo azy sady afaka hanatrika ny Fresh Moment with Reko any amin'ny STAR Andraharo! 👕✨

Fotoana manokana hihiraina, hilalaovana, ary hifampizarana mivantana amin'ny Reko no miandry anao 🥹

⚠️ Tandremo: izay 20 voalohany mandefa commande ihany no mahazo azy ka aza avela handalo ny anjaranao! 😎

Alefaso dieny izao ato amin'ny MP ny commande miaraka amin'ny acompte 30 000 Ariary ( + Frais de retrait) amin'ny MVola ✨

Izahay ihany koa hamonjy an'ity fotoana tsara be ity anh 🥳❤️Ho tsenainay miaraka amin'ireto vokatra  Reko Collection be ...
16/04/2026

Izahay ihany koa hamonjy an'ity fotoana tsara be ity anh 🥳❤️

Ho tsenainay miaraka amin'ireto vokatra Reko Collection be dia be ireto ianareo 🥰 :
🔹 T-shirt
🔹 Carnet
🔹 Pendentif
🔹 Bracelet
🔹 Album Misia
🔹 Album Fantatrao ve?

Any amin'ny CCI Ivato izany ny fotoana, amin'ny sabotsy 18 sy alahady 19 Avril ho avy izao 😉✨

11/04/2026

Izahay : Toc toc ! 😁
Nareo any Paris : Qui est là ? 👀
Izahay : Reko collection ! 😎

Teneno anay ao amin'ny commentaires izay modèle tianareo ho hita any ary e ! 🤗

Deux styles, deux ambiances... Mais toujours la même vision. 😉🔥Et vous, vous êtes plutôt team Noir ⚫ ou team Blanc ⚪ ? O...
10/04/2026

Deux styles, deux ambiances... Mais toujours la même vision. 😉🔥

Et vous, vous êtes plutôt team Noir ⚫ ou team Blanc ⚪ ? Ou bien les deux ? 👀

✨Izy no nahazo ny loka tamin'ny volana Marsa teo✨ 🥳  Arahabaina hatrany ary mankasitraka anao ❤️Te hahazo loka toa azy k...
07/04/2026

✨Izy no nahazo ny loka tamin'ny volana Marsa teo✨ 🥳

Arahabaina hatrany ary mankasitraka anao ❤️

Te hahazo loka toa azy koa ve ianao ? Mandraisa anjara amin'ny Jeu d'interaction fa mitohy hatrany ny lalao anh 🥰

🎉 RÉSULTAT JEU D’INTERACTION 🎉Félicitations à Haritiana Razafy 🤗, notre gagnant du mois 🥰 !Avec un score de 8 170 points...
31/03/2026

🎉 RÉSULTAT JEU D’INTERACTION 🎉

Félicitations à Haritiana Razafy 🤗, notre gagnant du mois 🥰 !

Avec un score de 8 170 points, un grand bravo à toi.👏
Merci pour ta participation et ton engagement. 😘
Tu peux venir récupérer ton cadeau directement au QG Reko. 🎉🎁

👉 On ne s’arrête pas là, le jeu continue ! 😉

Alors, dites-nous, qui sera le/la prochain(e) gagnant(e) ? 🥰

Andro faha 2 ny Foire Tsenabe Vita Malagasy miaraka amin'ny Reko Collection. ✨🤗Sary vitsivitsy nanamarika ny androany sy...
27/03/2026

Andro faha 2 ny Foire Tsenabe Vita Malagasy miaraka amin'ny Reko Collection. ✨🤗

Sary vitsivitsy nanamarika ny androany sy ny fandalovan'i Reko Band tety amin'ny Stand. 🥰

Mankasitraka anareo hatrany nandalo fa fifaliana be ho anay foana ny mahita anareo. 😘

Mbola ho hitanareo eny izahay rahampitso sy amin'ny alahady a! 🤗 Eny amin'ny Stand 13 izahay miandry anareo miaraka amin'ny vokatra Reko Collection. ✨

Sary vitsivitsy teny amin'ny Foire Tsenabe Vita Malagasy androany, 🥰 niaraka tamin'ny Reko Collection! ✨Mankasitraka ana...
26/03/2026

Sary vitsivitsy teny amin'ny Foire Tsenabe Vita Malagasy androany, 🥰 niaraka tamin'ny Reko Collection! ✨

Mankasitraka anareo rehetra izay nandalo teny amin'ny Stand 13 fa faly be izahay nahita anareo. 🥰

Hoan'izay tsy afaka nandalo androany dia aza matahoatra fa mbola miandry anareo eny izahay rahampitso ka hatramin'ny alahady a! 🤗

Mbola misy vokatra Reko Collection be dia be miandry anareo. 😘

Efa eto amin'ny Foire Tsenabe Vita Malagasy Stand 13 izahay a! ✨😉Miandry anareo izahay miaraka amin'ireto vokatra Reko C...
26/03/2026

Efa eto amin'ny Foire Tsenabe Vita Malagasy Stand 13 izahay a! ✨😉

Miandry anareo izahay miaraka amin'ireto vokatra Reko Collection be dia be ireto 🥰:
- T-shirt
- Tote bag
- Bracelet
- Pendentif
- Autocollant
- Carnet
- Album Misia
- Album Fantatrao ve?

Ianareo sisa no andrasana !! 😉😘
Tongava maro fa tsy misy vidim-pidirana. 🤗

25/03/2026

Rahampitso 26 hatramin'ny 29 martsa izany ny fotoanantsika a! 🥰

Eny amin'ny Foire Tsenabe Vita Malagasy Stand 13 izahay miandry anareo. 😘

Any mihaona !! 🤗✨

Address

II K 13 Antaninandro
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 18:00
Tuesday 08:30 - 18:00
Wednesday 08:30 - 18:00
Thursday 08:30 - 18:00
Friday 08:30 - 18:00

Telephone

+261385123650

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Reko Collection posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share