02/04/2025
Brodeuse/ Brodeur à main:
-Manana traikefa amin'ny asa broderie sy smock à main, mipetraka manodidina an'Ambohibao, Talatamaty, Ambohibao.
-Karama mahasarika
-Prime isan-karazany ary indemnité de deplacement no homena isam-bolana
-Omena maimaim-poana ny sakafo atoandro
-Atero ao amin'ny orinasa DEMAD Mandrosoa Ivato ny fangatahan'asanao, miaraka amin'ny CV, copie karapanondro, fanamarinam-ponenana ary copie certificat de travail.