Gracia Beauty

Gracia Beauty Beauté, paillettes et self-love au rendez-vous !❤️

Bonsoir ☺️ Mandalova daholo fa misokatra manomboka @ 8h-17h izahay. ☺️ Toerana: 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamon...
25/02/2026

Bonsoir ☺️
Mandalova daholo fa misokatra manomboka @ 8h-17h izahay. ☺️

Toerana: 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy🏠
Tsy misokatra Talata sy Alahady
Prestation à domicile ihany koa 🏡
Contact: 0347045097☎️
Accès parking 🚘
Accès wifi

Bonsoir daholo ☺️Ho an’ireo izay mbola tsy mahafantatra dia mandray prestations avant 8h izahay. Izany hoe ilay vao mara...
20/02/2026

Bonsoir daholo ☺️
Ho an’ireo izay mbola tsy mahafantatra dia mandray prestations avant 8h izahay. Izany hoe ilay vao maraina be iny. ☺️
Tsara kokoa raha maka rdv mialoha hamandriana toerana. ☺️

Toerana: 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy🏠
Tsy misokatra Talata sy Alahady
Prestation à domicile ihany koa 🏡
Contact: 0347045097☎️
Accès parking 🚘

19/02/2026

Encore félicitations ❤️
Mbola maro be jeux miandry atsika ato @ page fa aza miala alavitra ah.
Vao manomboka mihitsy tsika izao.
Aza adino:
Mi s’Abonne @ ity page ity✅
Asio reactions sy commenataires fona publications. ✅
Partagena ihany koa publication an-tsika✅

Izy no tsara vintana t@ ity lalao ity fa mety ianao no manaraka eo. 😘

Manao prestation rehetra izahay fa aza misalasala manantona anay mivantana eny 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy. ☺️

Coucou daholo 😍😍😍Andao @ izay ary asitsika Lalao be indray eto @ page eh😍😍😍Elaela tsika tsy niona ka andao fa izay comme...
18/02/2026

Coucou daholo 😍😍😍
Andao @ izay ary asitsika Lalao be indray eto @ page eh😍😍😍
Elaela tsika tsy niona ka andao fa izay commentaires faha 20 dia mahazo prestation onglerie gratuite @ izay modele tiany. ☺️
Alefao ary……

fans avy @ izayyyyy…..😍

Toerana: 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy🏠
Tsy misokatra Talata sy Alahady
Prestation à domicile ihany koa 🏡
Contact: 0347045097☎️
Accès parking 🚘
Accès wifi

Tongasoa ny volana Août 😍01 Août aneha malaza famaranana volo eh! Ho an’izay manao volo rehetra anio ka sady hanao coupe...
01/08/2025

Tongasoa ny volana Août 😍
01 Août aneha malaza famaranana volo eh! Ho an’izay manao volo rehetra anio ka sady hanao coupe dia GRATUITE ny coupe😍

Toerana: 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy🏠
Tsy misokatra Talata sy Alahady
Prestation à domicile ihany koa 🏡
Contact: 0347045097☎️
Accès parking 🚘
Accès wifi
MISY GROUPE ÉLECTROGÈNE 💡

Iza indray te hahazo prestations gratuite oh? 😊Soraty ao anaty commentaires ary hoe izahao te hahazo onglerie 00 Ar ato ...
31/07/2025

Iza indray te hahazo prestations gratuite oh? 😊
Soraty ao anaty commentaires ary hoe izahao te hahazo onglerie 00 Ar ato @ Gracia Beauty dia tageo namana 5.
Izay commentaires faha 30 avy aty mahazo azy.

Toerana: 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy🏠
Tsy misokatra Talata sy Alahady
Prestation à domicile ihany koa 🏡
Contact: 0347045097☎️
Accès parking 🚘
Accès wifi
MISY GROUPE ÉLECTROGÈNE 💡

Avant après kely indray ary😍Aza adino fa : 5.000 Ar coupe ato @ Gracia Beauty na toy ny ahoana ny coupe tadiavinao na ah...
30/07/2025

Avant après kely indray ary😍
Aza adino fa : 5.000 Ar coupe ato @ Gracia Beauty na toy ny ahoana ny coupe tadiavinao na ahoana 😍

Toerana: 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy🏠
Tsy misokatra Talata sy Alahady
Prestation à domicile ihany koa 🏡
Contact: 0347045097☎️
Accès parking 🚘
Accès wifi
MISY GROUPE ÉLECTROGÈNE 💡

Coucou avy @ Andréa Précieuse 😍❤️Herinandro vaovao be indray tsika manomboka androany, andao atao mahafinaritra be ary.A...
28/07/2025

Coucou avy @ Andréa Précieuse 😍❤️

Herinandro vaovao be indray tsika manomboka androany, andao atao mahafinaritra be ary.
Atomboka @ mise en beauté aty Gracia Beauty aloha ny “to do list anao androany”✅

Toerana: 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy🏠
Tsy misokatra Talata sy Alahady
Prestation à domicile ihany koa 🏡
Contact: 0347045097☎️
Accès parking 🚘
Accès wifi
MISY GROUPE ÉLECTROGÈNE 💡

26/07/2025

Coucou daholo. Mbola misy lalao tsy nivaly aneha ao ambany ao eh👇
Nefa dia tsara be ny loka

25/07/2025

Merci anareo mahatoky an’i Gracia Beauty😍❤️
Demain matin indray fotoana an-tsika😍❤️

08h-17h

Address

67ha
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261386262283

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gracia Beauty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share