31/03/2024
🌿 « Aza matahotra; Izaho no Voalohany sy Farany, dia Ilay velona; efa maty Aho, nefa, indro, velona mandrakizay mandrakizay sady manana ny fanalahidin’ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita. » Apokalipsy 1:18
KIADY création dia Mirary fetin'ny P***a sambatra ho antsika rehetra ✨🥰