Ramaria

Ramaria Location de couvert complet
Assiètte
Tasse
verre
Distributeurs de boissons

Tsara ho fantatra
19/05/2025

Tsara ho fantatra

😍😍😍🥰Kikou kikou🥰😍😍😍Inona vaovao elabe? Afaka ve ny mony? Naniry ve ny volo? Nihalava sy nihamafy ve ny hoho, nihafotsy v...
20/05/2024

😍😍😍🥰Kikou kikou🥰😍😍😍
Inona vaovao elabe? Afaka ve ny mony? Naniry ve ny volo? Nihalava sy nihamafy ve ny hoho, nihafotsy ve ny helika??(jereo fa efa nozaraiko ao daholo izany raha izao ianao vao mahita ity page ity)
Ity misy fikarakarana tarehy vaovao be atolotro ho anareo indray aloha. Nandramako nandritra ny fotoana ela mihintsy vao zaraiko eto fa tena tsara izy ity indrindra amin'izao ririnina izao somary maimaina ny tarehy sady mifandrirotra refa avy sasaina.
🙏🙏🙏Eto aloha dia tsara marihako fa akora natoraly daholo izy reto ka tokony mety amin'ny tarehy rehetra nefa tsy mitovy ny karazana tarehy ary mety misy tsy hahazaka ny akora sasany🙏🙏🙏
💥Raha sendra ka tsy mahazaka ny tarehinao a
Dia sasao avy hatrany amin'ny rano sy savony nosy.💥💥💥💥
👉Mampadio tarehy
👉Manala kentrona
👉Mampalandina
👉Sady mitsabo no manao gomage
👉Maha tanora hoditra
👉Madio mangarangarana
Tapitra blabla fa ireto avy ny akora ilaina
1- kafé (bon-kafé )😁 tsy faikany fa ilay mbola tsy nampiasaina mihintsy (fa ilay toro tsara tsy mivaingana be. Ilay vidina am épicerie aki malala an) 😘
2- vaseline (mety daholo na ilay am sachet na ilay am boite aki malala an)😍
3- tamenak'atody 1(mety daholo na vazaha na gasy aki an)😁
4- kobam-bary (ilay fanaovana mofogasy) 🤪
5- vahona (ilay ditiny ao anatiny)
🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰😍🥰🥰
Ie.... de aona am zay fanaovana azy???? Bisous kely aloha 😚
Atao mitovy fatra daholo ki ny akora rehetra an
Kafé 1 sotro
Vaseline 1 sotro
Tamenak'atody 1
Kobam-bary 1 sotro
Ditim-bahona 1 sotro
De izy retra retra jiaby jiaby reo afangaro anaty vilia baolina na vilia lalina 🥣
De afangaro tsara tsop tsop tsop...
De avy eo alain-dri ny tanan-dri ✋
Angaronin-dri am tanana madio ilay izy👋
De osoran-dri @ tarehin-dri 🙉
De atao massage moramora... moramora hoy aho fa tsy dilirina (entre ny safosafoina sy kosehina le izy) ao? 🤪
Ndri mikosika moramorainy an sady manao gomage 👍👍👍👍
Atao eo @ 3-5 minitra eo ilay mikosika
Dia avy eo ajanona eo am tarehy 15-30 minutes eo ilay izy (miandry azy maina fotsiny)
Dia kobanina @ rano matimaty avy eo
Dia fafana @ serviette madio(tsy kosehina mamafa tarehy fa somary apetapetaka fotsiny)
🤩🤩🤩🤩🤩🤩🤩🤩🤩🤩🤩🤩🤩🤩🤩🤩
🥰🥰Zayiiii🥰🥰tapitraaaa🥰🥰🥰
😇😇Miakatra ny soratra malala a😇😇
Partageo ho hitan'ny namantsika rehetra
Commentéo raha misy fanotaniana
Asio ❤ anaty commentaire raha tianareo asina torohevitra hafa indray
Dia asio bisous mamy kely am zay za mba falifaly 😚😘😘😘
Aza adino manao j'aime ny page ô

Helika mainty?Omeko anao anio indray ny manafotsy helika amin'ny akora natoralyAza adinoina manao j'aime ny page avy eo ...
02/04/2022

Helika mainty?
Omeko anao anio indray ny manafotsy helika amin'ny akora natoraly
Aza adinoina manao j'aime ny page avy eo fa hizara zavatra mahasoa maro😘😘😘😘
💟💟💟ireto ny zavatra ilaina💟💟💟
1... la farine
2.... tamotamo na curcuma vovony
3.... citron na voasary makirana
🤩🤩🤩fatrany🤩🤩🤩
Atao mitovy ny fatran'ny lafarinina sy tamotamo. Ohatra hoe iray sotrokely avy na iray sotro lehibe avy. Dia citron tsy voafetra fa izay mahampy azy ho lasa creme mety hosorana
❣❣❣❣fomba fanaovana azy❣❣❣❣
Osorana amin'ny helika ny fangaron'izy 3 teo ambony dia avela ho maina dia sasana avy eo.
Atao alohan'ny mandro
Izay... tapitra
Partageo dia ataovy j'aime ny page

Tarehy feno mony na bouton na acné Tarehy miteramenaka sy mangiranaNa izy 2 mitambatraNdao fa ho zaraikoaminao ny vahaol...
27/03/2022

Tarehy feno mony na bouton na acné
Tarehy miteramenaka sy mangirana
Na izy 2 mitambatra
Ndao fa ho zaraikoaminao ny vahaolana
🙀🙀🙀🙀🙀Zavatra ilaina
👍 vovondrononona bondronono
✌ ronono velona
👌tantely
❤❤❤❤Fatrany❤❤❤❤
Mitovy fatra izy 3
Na 1 sotro lebe avy
Na 1 sotro kely avy
😻😻😻😻😻Fampiasana azy
Afangaro fotsiny izy 3 dia osorana amin'ny tarehy. Avela ho maina dia kosehina toy ny manao gommage (alefako am commentaireny sary fanaovanaazy)
Dia kobanina amin'ny rano matimaty avy eo
Dia zay.....
Ho afaka ny mony sady hadio ny tarehy



Partage-o ary araovy j'aime ny page

Manalava volo naturelMampijanona volo mihintsanaMampatevina voloMampaniry volo sola  avokoa ny akora ampiasaina❗❗❗zavatr...
03/03/2022

Manalava volo naturel
Mampijanona volo mihintsana
Mampatevina volo
Mampaniry volo sola
avokoa ny akora ampiasaina
❗❗❗zavatra ilaina ❗❗❗❗
✅ tamenak'atody (jaune d'œuf)
✅ menaka kinagna (huile de ricin)
✅ tantely (miel)
❓❓❓❓❓fanaovana azy ❓❓❓❓❓
❤❤sarahana ny tapotsy sy tamenak'atody ary ny tamenak'atody ihany no ilaina.
Atao anay vilia baolina ilay tamenak'atody dia asiana menaka kinagna 2 sotro lehibe ary ampiana tantely 1 sotro lehibe. Tsy voatery ho ireo fa afaka manampy raha mbola tsy ampy anao ireo fatra ireo.
Dia rehefa izay dia afangaro tsra izy 3 ireo dia ahosotra ny volo avy nosasana sy avy nofafana(somary efa maina) dia avela hijanona eo adiny 1 farafahakeliny. Dia kobanina indray avy eo... mbola afaka manao masque na bain izay mahazatra anao avy eo. Nefa afaka tsy manao koa fa kobanina tsara fotsiny de avela amin'izao... atao in1 mandeha isankerinandro
Ho hitanao fa hahazo vokatra ianao
Aza adino ny partage sy manao j'aime ny page

Mirary soa antsika rehetra amin'izao vanom-potoanny karemy izao... Indrindra isika katolika...Mibebaha... Mamemà heloka....
02/03/2022

Mirary soa antsika rehetra amin'izao vanom-potoanny karemy izao... Indrindra isika katolika...
Mibebaha... Mamemà heloka... Diovy ny tenanao

Atolotro ho anao...Tinao ve?Mirary herinandro mahafinaritra ho anao
28/02/2022

Atolotro ho anao...
Tinao ve?
Mirary herinandro mahafinaritra ho anao

Tonony ao amin'ny kaomantera ilay namanao tsy foinao....Partage-o ary ataovy j'aime ny page fa hizara zavatra mahasoa ma...
23/02/2022

Tonony ao amin'ny kaomantera ilay namanao tsy foinao....
Partage-o ary ataovy j'aime ny page fa hizara zavatra mahasoa maro

Hoho mafy.. lava.. madioIzay indray no ho zaraiko aminao androany ry namako❤❤❤Ahoana ny atao mba hanalavana ny hoho hain...
20/02/2022

Hoho mafy.. lava.. madio
Izay indray no ho zaraiko aminao androany ry namako
❤❤❤Ahoana ny atao mba hanalavana ny hoho haingana...
❤❤❤Ahoana ny atao mba tsy haha mora tapaka ny hoho.
Ho zaraiko aminao anio ny tsiambaratelo
Aza adinoina manao partage mba ho hitan'ny namantsika... Fizàrana maimaimpoana ny ataoko fa j'aime ny page no mba angatahiko aminareo ho fanohanana ahy
Lasa ary isika
1- Ny atao mba hanamafy hoho
📌 zavatra ilaina: huile de ricin na menaka kinana...
📌 fanaovana azy: osorana amin'ny hoho sy ny hoditra manodidina ny hoho ary o***a kely (atao massage) mba hiditra any anaty hoho tsara ny singa manalava hoho ao anaty menaka... Atao isan'andro. Azo atao im-betsaka isan'andro
2- Manafotsy hoho somary mavo sady manampy amin'ny fanalavana indray kosa
📌Zavatra ilaina: voasary makirana na citron
📌Fanaovana azy: zaraina 2 ny citron 1 ary hosorana ny hoho sady kosehana...
Azo osorana ny tanana rehetra satria sady manatsara hoditra. Azo ajanona eny amin'ny hoho na adiny firy na adiny firy... in-dray isankerinandro ary in-1 ao anatiny andro ihany ny anaovana azy
❤❤❤❤❤Conseil kely❤❤❤❤❤❤
👉Alohan'ny hanaovana ireo de tapaho mihintsy aloha ny hoho dia zay vao atomboka ny fikarakarana...
👉Rehefa lava ny hohonao dia ezaho hitovy ny halavany amin'izay mihaja sady tsara ny mijery azy...
👉Fadio ny manao lava hoho nefa maloto mainty be ny ao anaty hoho. Rehefa tsy vatra dia aza atao fa ny fahafiovan'ny hoho no itsaran'olona anao... koa aleo mitandrina
Misaotra anao naharitra atramin'ny farany
Mirary soa ary aza hadinoina ny manao j'aime ny page Toraka voninkazo mba ho arakao ny torohevitra maro isankarazany...
Mirary soa indrindra namako ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤

Address

Antananarivo
TANA101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ramaria posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share