05/07/2024
90% an'ny olona manodidina anao, ireo milaza fa namanao dia tsy liana amin'ny haombiazanao, tsy maniry ny hatafavoaka na hatafita anao,
Ka iza amin'ireo heverinao fa namana no endrasanao hanampy anao hotafita amin'ny fiainana?
Firy no tena mivavaka hoanao?
Firy no manao j'aime sy mi-abonné na micommenté ny publication momba ny business ataonao?
Firy no mba miantso anao rehefa mahita marché mifanaraka amin'ny asanao?
Hoy ny olona angamba hoe angaha isika nifanaraka an'izany? angaha terena? Izay indrindra...Raha tena manohana sy Liana amin'ny fahombiazanao izy dia tsy hisaina toa izany.
Noho izany, miezaha fa aza miandry atosika foana, mihetsé fa aza miandry fanampina foana..
Raha hiandry olona ianao vao hanomboka dia hodiso fanantenana ihany satria ny satrin'ny olona sasany dia ianao horeraka, ianao kivy, ianao tsy mahavita na inona na inona, ary indrindra,ianao tsy hiotra azy!!!
Ataovy diso fanantenana ireo miandry anao horesy!