SaM'Kata

SaM'Kata Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SaM'Kata, Baby Goods/Kids Goods, Ambodihady, Antananarivo.

08/12/2025

Salama arivariva eh🥰,iza no liana vide kiraro sy akanjona bandy kely fa alefako mora nefa mbola tsara be daholo🎉

17/11/2025

👉Salama aby eh😊mitady lehilahy 20-29 taona hiasa,hitazona multiservice(photocopie sns...)
-Manana diplomes Bacc farafahakeliny😊, azo hatokisana tsara.
-Tsy mbola misy charge(vady,zanaka)
-Mp avy hatrany ho an'izay liana.
❌ Hatramin'ny Alarobia 19/11/2025 @ 7h hariva no fara fandraisana ny Mp an'izay vonona❌

Coucou Les filles😍🥰 Noêl approche , commandez dès maintenant,vos talons élégants en mp !❤️❤️♥️❤️
27/10/2025

Coucou Les filles😍🥰 Noêl approche , commandez dès maintenant,vos talons élégants en mp !❤️❤️♥️❤️

17/10/2025

Salama daholo isika rehetra eto am pejy😊 iza no liana "vide dressing,kiraro,sns..." Ataoko mora be

06/10/2025

Coucou
Mitady mpanjaitra mahay ,afaka manao modification robe,midira mp avy hatrany.

👉portefeuille en daim👉 Mouchoir fanadiovana tarehy, Tena oe tsy misahirana intsony manadio tarehy rehefa ilay tsembotsem...
11/09/2025

👉portefeuille en daim
👉 Mouchoir fanadiovana tarehy, Tena oe tsy misahirana intsony manadio tarehy rehefa ilay tsembotsemboka eny an-dàlana iny.Qualité au top nefa mora be❤️🥰
Mp haingana ary Raha hanao commande fa stock limité daholo reo.

Coucou daholo ireto tolotra farak'izay mora👉SAVONY 84 : mora am'fanalana loto sy menaka,mandroatra tsara ❌1000Ar/PCs❌👉ST...
11/09/2025

Coucou daholo ireto tolotra farak'izay mora
👉SAVONY 84 : mora am'fanalana loto sy menaka,mandroatra tsara ❌1000Ar/PCs❌
👉STYLO NOIR A BILLE: Mahatsara soratra be, gel
❌1000Ar/PCs❌
Ataovy ary ny commande ho an'izay liana,Raha Maka plus de 30pcs dia mahazo reduction.❤️

04/09/2025

Coucou Daholo🥰😘

Bottines pour enfant masisoouuu♥️💖💜
23/08/2025

Bottines pour enfant masisoouuu♥️💖💜

23/08/2025

❤️❤️♥️Cucu daholo🥰 ,ela ela kely Zay tsy nitafatafa euh,😊 andao asitsika Lalao
👉30000Ar👈 ho an'izay tsara vintana raha Feno 1k followers isika.
👉Noho izany entano fona fona ny namana hi s'abonne ny page.
👉Manaova partage fona am groupe izay misy anao ny pub tsika izay mivoaka.
👉 Ataotsika live ny fisarihana rehefa Feno 1k followers fotsiny isika.

Address

Ambodihady
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SaM'Kata posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share