05/08/2023
Miarahaba tompoko
🌿Thé 🍵 bio Gastric 🌿(vavony salama)
💥Ny aretim-bavony dia aretina mitranga ary mampitaraina ny olona rehetra anefa, azo tsaboina tsara izy io mba tsy ho tonga hatramin'ny homamiadan'ny vavony na cancer de l'estomac.
👉Ireto kosa ny fisehony sy ny étapes lalovan'ireo olona marary vavony:
* BRÛLURE, ACIDITÉS( Tsy malevon-kanina, tsy mazaka sakafo mavesatra na comprimé, mitohina)
*SPASMES( manaintaina, miziniziny, maloiloy, misalebileby)
*CRAMPES (mikaraikona)
*GASTRITES(mavaivay, misy rivotra tsy mety afaka)
*ULCÈRES (vavony maratra, misy goaka)
*CANCER DE L'ESTOMAC (homamiadan'ny vavony)
Ny 🌿Thé 🍵 bio Gastric 🌿 dia vokatra natoraly hanampy anao hiaro sy hitsabo ary hanasitrana ny vavoninao na vao manomboka na marary na efa ULCÈRE ary. Hanampy anao @ fadevonakanina ary ampitsahatra tanteraka ny aretim-bavony.
👉👉VITA AVY @ ZAVA-MANIRY 💯% ARY TSY MISY EFFET SECONDAIRE.
Point de récupération :Mahamasina
🚚 Livraison gratuit rah akaiky anay ny toerana
🚚 Mandefa am'faritra