Mode Ma-Mola

Mode Ma-Mola Manjaitra ny la mode rehetra

Coucou les filles 😊 Misy tia akanjo karana ve ianareo? Prix : 225 000ar 3pieces an 😉Alefao ary ny commande e 😊
20/04/2023

Coucou les filles 😊
Misy tia akanjo karana ve ianareo?
Prix : 225 000ar 3pieces an 😉
Alefao ary ny commande e 😊

Mbola vao essaye no natao d'efa tiany 😍 merci beaucoup .  .
18/04/2023

Mbola vao essaye no natao d'efa tiany 😍 merci beaucoup .
.

Miarahaba daholo ndray e .- Tsy miova ny prix tailleur an , taille S M L : 95 000ar , taille XL 2XL 125 000 ar .- Ny lam...
12/04/2023

Miarahaba daholo ndray e .
- Tsy miova ny prix tailleur an , taille S M L : 95 000ar , taille XL 2XL 125 000 ar .
- Ny lamba matevina tsara , loka maro aza hisafidianana , afaka manjifa ato
https://www.facebook.com/profile.php?id=100078136045159 iany ko ianareo raha mitady mpivarotra lamba azo antoka .
- 4 andro mialo ny commande an , ny payement a compte de 50% , ny 50% kosa @ andro ny livraison .
- Photos réel ireo an , mandefa @ faritra , livraison gratuite kosa ny eto tana ville .

Mirahaba antsika ndray amin'ity Alahady ity 😊  Tonga ary ny tissu vaovao e 😉        😍❣️❣️ TISSU ❣️❣️🌻🌻 CRÊPE 🌻🌻❣️❣️ BURB...
19/03/2023

Mirahaba antsika ndray amin'ity Alahady ity 😊
Tonga ary ny tissu vaovao e 😉
😍❣️❣️ TISSU ❣️❣️
🌻🌻 CRÊPE 🌻🌻
❣️❣️ BURBERRY ❣️❣️
1m50 de large , aza misalasala ary raha hanao commande e 😊 👈 afaka tonga dia manjifa ny lamba ao iany ko ianareo ✍ tongava ary mp raha hanao commande , livraison gratuite foana an , mandefa aminy faritra ✍

Modèle tena anisan'ny tsara , sady semi-cool enao nefa mihaja iany ko 😌     ✅ Alefa 3 andro mialo foana ny commande an ....
15/03/2023

Modèle tena anisan'ny tsara , sady semi-cool enao nefa mihaja iany ko 😌
✅ Alefa 3 andro mialo foana ny commande an .
✅ Ny lokon-damba zay tinao sy mety aminao .
✅ Tsy maintsy aloha kosa ny 50% aminy vidiny , ary 50% kosa rehefa aterina ny entana .
✅ Mandefa aminy faritra , ary maimaimpoana kosa ny fanaterana ny eto tana ville ✍

Aniany kely anombohana ny Erin'andro 😁😁😍😍 Bonne semaine daholo ndray 🙏
13/03/2023

Aniany kely anombohana ny Erin'andro 😁😁😍😍
Bonne semaine daholo ndray 🙏

Bonne week-end à nous tous ❤🙏
11/03/2023

Bonne week-end à nous tous ❤🙏

Miarahaba ndray e 😊 tonga ary ilay tissu tsara sady matevina tsara " Pieds de poule "    📌 3 jours avant foana ny comman...
10/03/2023

Miarahaba ndray e 😊 tonga ary ilay tissu tsara sady matevina tsara " Pieds de poule "
📌 3 jours avant foana ny commande an .
📌 Le Payement a compte de 50% obligatoire , et 50% à la livraison .
📌 Livraison gratuite sur tana ville .
✍ Détail sur le tissu :
👉❣️❣️ TISSU ❣️❣️
🌻🌻PIEDS de POULE🌻🌻
❣️❣️ MARRON❣️❣️
1m50 de large . N'hésitez plus a faire vos commandes 😉

Coucou maraindraina rahavana 😁😍Ito misy modèle pantalon tsara be , zay afaka atao ato aminay ny réalisation de ato aminy...
08/03/2023

Coucou maraindraina rahavana 😁😍
Ito misy modèle pantalon tsara be , zay afaka atao ato aminay ny réalisation de ato aminy BrBroderie Anglaise CotonnBroderie Anglaise CotonoBroderie Anglaise Cotonkosa ny lamba ( Tissu )
❣️❣️ TISSU ❣️❣️
❣️❣️COTON MATEVINA❣️❣️
🌻🌻 ÉLASTICE 🌻🌻
🥰🥰1m70 de large 🥰🥰
Mety anaovanao
🌻PANT FLARE/ ROBE/JOGGING sns...🌻
Mp ary raha anao commande nareo e 🙏❤

Quelques modèle tailleur très chic , classe pour vous 😎 alors faites vos choix ✍
08/03/2023

Quelques modèle tailleur très chic , classe pour vous 😎 alors faites vos choix ✍

Miarahaba ny vehivavy rehetra eto amin'ny pejy nahatratra izao andro izao , mirary ny soa rehetra , hanana tanjaka foana...
08/03/2023

Miarahaba ny vehivavy rehetra eto amin'ny pejy nahatratra izao andro izao , mirary ny soa rehetra , hanana tanjaka foana hiatrehana ireo adidy maro 😍❣

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mode Ma-Mola posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share