Rano Aina

Rano Aina Mpampianatra.,mpanabe tanora. Mpitarika fikambanana.

17/01/2026

NA DIA VAOVAO AZA NY TAONA
DIA
NY EO IHANY NO MBOLA HO EO RAHA TSY MANDRAY AN-TANANA NY HO AVY ISIKA.
MILA VINA MAZAVA

01/01/2026

Ao anatin'ny 17% sangany amin'ireo mpankafy COACH Fess BI Elisée aho. Nahazo isa 60 tamin'ny lisi-pirobohana isan-kerinandrony aho tamin'ny herinandro lasa.

HIFARANA NY TAONA. MINO AHO FA AZON'NY REHETRA ATAO NY VOALAZAN'ITY TENY ITY.
28/12/2025

HIFARANA NY TAONA. MINO AHO FA AZON'NY REHETRA ATAO NY VOALAZAN'ITY TENY ITY.

25/12/2025

HERINANDRO SISA DIA HO TANTARA NY FISIN'ITY TAONA ITY.

NANAHOANA NY EZAKA VITANTSIKA. TENA MAFY ITY. TOA TSY HITA ZAY VOKATRA MIABO. MAHAKIVY, MANDRERAKA NY SAINA.

ZAO ANEFA NO AOKA HO TADIDY; ZAY KELY VITATSIKA. DIA ZAVA-DEHIBE SATRIA MIDIKA IZANY MBOLA MANDROSO ISIKA.

MAHEREZA HATRANY 2.

13/08/2025

ALEO NY LASA HOMBA NY LASA .
SA
NY LASA TSY FANADINO.
ARY 'LAY HOE
DIAN-TANA!?

05/05/2025

Mankanesa aty amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana. — Matio 11 : 28

19/01/2025

Tsara indrindra ny matoky An'Andriamanitra.

18/01/2025

Efa niteny daholo ianareo zay an!
Mba
Henoy ny hafa.

02/01/2025

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rano Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share