Les Articles de Fandresena

Les Articles de Fandresena L'authenticité aux quotidiens ❤️🥰.

10/06/2026

Omeo zavatra tsara ho fahatsiarovana mitoetra i dada mba ho zavatra tsara no ahatsiarovany ny ankohonany ❤️🥰😍🎊....

04/06/2026
02/06/2026

Une de mes publications a obtenu plus de 20 réactions la semaine dernière. Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉

👟 Tennis Classique pour hommes 👟Modèle vaovao bé ity sady tena tsara ry zareo an🥰🥰🏆✅ Prix : 45.000 Ar ✅ oui ✅ 45.000 Ar ...
01/06/2026

👟 Tennis Classique pour hommes 👟

Modèle vaovao bé ity sady tena tsara ry zareo an🥰🥰🏆

✅ Prix : 45.000 Ar ✅ oui ✅ 45.000 Ar ✅
Pointure dispo : 40-41-42

Tongava fa tsy hanenenareo mitady zavatra tsara nefa mora ity 🥰😍❤️..

Andrasanay ao amin'ny MP ianareo ary euh😋...
🛵 Livraison tsy miova fa à partir de 3.000 Ar ihany an😉.
🚛 Afaka mandefa any amin'ny faritra izahay an🫶

🎁Miarahaba anareo reny rehetra noho ny fahatratraranareo ny fetin'ny reny 😍🥰🎊❤️.Mitomboa fahasoavana dia mirary anareo h...
01/06/2026

🎁Miarahaba anareo reny rehetra noho ny fahatratraranareo ny fetin'ny reny 😍🥰🎊❤️.

Mitomboa fahasoavana dia mirary anareo ho salama tsara ho lavitry ny aretina 🎊❤️🎁....

Ho feno fifankatiavana anie ny tokantrano sy ny ankohonanareo ❤️👩‍❤️‍👨

Le anay ato fetsy be fa omena cadeaux kou vé hono izy 26 Juin 😂😂😂😂...

30/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tinah Vic, Razafinandriasy Lido, Rzf Félicien Norbert, Florida Nambininjanahary, Niaina Nary, Sarobidy Nomeniavo, Nah Rovana

Address

Antananarivo

Opening Hours

09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les Articles de Fandresena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share