La Coquille Dorée

La Coquille Dorée Izahay dia grossiste atody ary afaka mamatsy atody amin'izay calibre sy isa tadiavinao

🎉 Arabaina nahatratra ny taona vaovao 2026 e, ho taona feno fahombiazana sy fitahiana ho antsika anie ity taona ity🔥☀️☀️...
05/01/2026

🎉 Arabaina nahatratra ny taona vaovao 2026 e, ho taona feno fahombiazana sy fitahiana ho antsika anie ity taona ity🔥☀️☀️

👉 Coursn'ny atody androany – 05 Janvier 2026 :
• S (

🎄🎉 Arabaina nahatratra ny fetin'ny noely e🎂🍰👉 Tandrovy hatrany ny fahasalamana, atody azo antoka sy vaovao no tsara ampi...
24/12/2025

🎄🎉 Arabaina nahatratra ny fetin'ny noely e🎂🍰
👉 Tandrovy hatrany ny fahasalamana, atody azo antoka sy vaovao no tsara ampiasaina.

👉 Tsarovy fa ny atody eto aminay dia :
✅ Vaovao mivoaka ferme direct
✅ Voafantina sy tsara kalitao ary mety amin’ny sakafo rehetra

👉 Cours androany – 23 Desambra 2025 :
• S (

🎄🎉 Amin’izao ankatoky ny Noely izao dia maro isika no mila atody ho an’ny bûche de Noël, gâteaux, m**o ary sakafo isan-k...
17/12/2025

🎄🎉 Amin’izao ankatoky ny Noely izao dia maro isika no mila atody ho an’ny bûche de Noël, gâteaux, m**o ary sakafo isan-karazany 🎂🍰
👉 Tandrovy hatrany ny fahasalamana, atody azo antoka sy vaovao no tsara ampiasaina.

👉 Tsarovy fa ny atody eto aminay dia :
✅ Vaovao mivoaka ferme direct
✅ Voafantina sy tsara kalitao ary mety amin’ny sakafo rehetra

👉 Cours androany – 17 Desambra 2025 :
• S (

Coursn'ny atody 10 octobre :👉Très petit (moins de 50g)-prix de gros: 400 Ar👉Moins de 55g (S)-prix de gros : 420 Ar👉56-60...
09/10/2025

Coursn'ny atody 10 octobre :
👉Très petit (moins de 50g)-prix de gros: 400 Ar
👉Moins de 55g (S)-prix de gros : 420 Ar
👉56-60g (M)- prix de gros: 440 Ar
👉61-65g(L)-prix de gros : 470 Ar
👉Plus de 66g - prix de gros :550 Ar

👉Atody vaovao mivoaka ferme directe
Toerana : Andrefantsena Sabotsy Namehana
Contact : 0384227693

Mbola mora be hatrany ny atody🥳🥳Cours androany 15 septembre:👉Très petit (moins de 50g)-prix de gros: 350 Ar👉Moins de 55g...
15/09/2025

Mbola mora be hatrany ny atody🥳🥳
Cours androany 15 septembre:
👉Très petit (moins de 50g)-prix de gros: 350 Ar
👉Moins de 55g (S)-prix de gros : 380 Ar
👉56-60g (M)- prix de gros: 400 Ar
👉61-65g(L)-prix de gros : 450 Ar
👉Plus de 66g - prix de gros :550 Ar

👉Atody vaovao mivoaka ferme directe
Toerana : Andrefantsena Sabotsy Namehana
Contact : 0384227693

Mbola mora be hatrany ny atody🥳🥳Ka toy izao indray ny prix atody amin'izao:👉Très petit (moins de 50g)-prix de gros: 380 ...
12/09/2025

Mbola mora be hatrany ny atody🥳🥳
Ka toy izao indray ny prix atody amin'izao:
👉Très petit (moins de 50g)-prix de gros: 380 Ar
👉Moins de 55g (S)-prix de gros : 400 Ar
👉56-60g (M)- prix de gros: 430 Ar
👉61-65g(L)-prix de gros : 450 Ar
👉Plus de 66g - prix de gros :550 Ar
Toerana : Andrefantsena Sabotsy Namehana
Contact : 0384227693

Tena efa mora Zao ny atody🥳🥳Ka toy izao indray ny cours androany 18 jolay 2025👉 Moins de 55g (S) - Prix de gros : 450Ar👉...
18/07/2025

Tena efa mora Zao ny atody🥳🥳
Ka toy izao indray ny cours androany 18 jolay 2025
👉 Moins de 55g (S) - Prix de gros : 450Ar
👉 56 à 60g (M) - Prix de gros : 500AR
👉 61 à 65g (L) - Prix de gros : 530AR
👉 Plus de 66g (XL | Hors calibre) - Prix de gros : 570AR

Toerana : Andrefantsena Sabotsy namehana
Contact : 0384227693


Ary ampahatsiahiavana antsika hatrany fa ny andro sy ora hisokafanay dia ny
👉ALATSINAINY -ALAROBIA-ZOMA: 07 ora sy sasany maraina hatramin'ny 03 ora sy sasany tolakandro
👉SABOTSY :07 ora sy sasany maraina hatramin'ny 12ora atoandro

Coursn'ny atody manomboka androany 14 jolay 2025: 🥳👉 Moins de 55g (S) - Prix de gros : 500Ar👉 56 à 60g (M) - Prix de gro...
14/07/2025

Coursn'ny atody manomboka androany 14 jolay 2025: 🥳
👉 Moins de 55g (S) - Prix de gros : 500Ar
👉 56 à 60g (M) - Prix de gros : 530AR
👉 61 à 65g (L) - Prix de gros : 560AR
👉 Plus de 66g (XL | Hors calibre) - Prix de gros : 630AR

Toerana : Andrefantsena Sabotsy namehana
Contact : 0384227693


Ary ampahatsiahiavana antsika hatrany fa ny andro hisokafanay dia ny ALATSINAINY -ALAROBIA-ZOMA-SABOTSY

Ary ny ora fisokafana dia am 07 ora sy sasany maraina hatramin'ny 03 ora sy sasany tolakandro

🔥 Tena ilaina be ny atody amin’izao fety izao ka tongava ary manjifa atody amin'ny vidiny mirary ato aminay 📣 Coursn'ny ...
06/06/2025

🔥 Tena ilaina be ny atody amin’izao fety izao ka tongava ary manjifa atody amin'ny vidiny mirary ato aminay
📣 Coursn'ny atody androany Zoma 06 Jona 2025 🥳
👉Moins de 55 g(S)-Prix de gros : 550 Ar
👉56-60g (M)-Prix de gros : 580 Ar
👉 61 à 66g (L) - Prix de gros : 630 Ar
👉 Plus de 66g (XL/HC) - Prix de gros : 650 Ar
Toerana : Andrefantsena Sabotsy namehana
Contact : 0384227693

Coursn'ny atody androany Zoma 23 may 2025: 🥳👉Moins de 55 g(S)-Prix de gros : 550 AR👉56-60g (M)-Prix de gros : 600 AR👉 61...
23/05/2025

Coursn'ny atody androany Zoma 23 may 2025: 🥳
👉Moins de 55 g(S)-Prix de gros : 550 AR
👉56-60g (M)-Prix de gros : 600 AR
👉 61 g et plus (L/XL /HC) - Prix de gros : 650AR
Toerana : Andrefantsena Sabotsy namehana
Contact : 0384227693

Address

Sabotsy Namehana
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 15:00
Tuesday 08:00 - 15:00
Wednesday 08:00 - 15:00
Thursday 08:00 - 15:00
Friday 08:00 - 15:00
Saturday 08:00 - 12:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Coquille Dorée posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share