Article bébé fripyy

Article bébé fripyy Vente article bébé

04/12/2025

Mofonaina Habakoka 3 : 17 - 19 🌿🌿

Fa na dia tsy mamontsina aza ny aviavy, Ary tsy misy voany ny voaloboka, Na dia mahadiso fanantenana aza ny oliva, Ary tsy mahavokatra hohanina ny saha, Na dia vonoina aza ny ondry ao amin'ny vala, Ary tsy misy omby ao am-pahitra, Nefa izaho dia mbola hifaly amin'i Jehovah ihany Sy hiravoravo amin'Andriamanitry ny famonjena ahy. Jehovah Tompo no tanjako, Ary manao ny tongotro ho toy ny an'ny dieravavy Izy Ka mampandeha ahy any amin'ny havoanako. Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny valiha.

04/12/2025

Isa 41:9
"Mpanompoko ianao"

1. Aza avela hameno ny saina ny olana.

2. Fa isika efa nifidiany, ary ts ariany izany (Isa 49:15)

04/12/2025

Mofonaina 📖
Habakoka 3.17-19

🌼🌼🌼 🌼🌼
18/11/2025

🌼🌼🌼 🌼🌼

❣️❣️Tsara kely ooo 🤤🤤🥹🥹
25/09/2025

❣️❣️Tsara kely ooo 🤤🤤🥹🥹

2/3ans 😍
31/05/2024

2/3ans 😍

🏵️ doudoune 3 à 6 mois🏵️ prix : 10.000ar
27/05/2024

🏵️ doudoune 3 à 6 mois
🏵️ prix : 10.000ar

Tsara lotra 😍😍😍
18/05/2024

Tsara lotra 😍😍😍

18/05/2024

Address

Antananarivo 101
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Article bébé fripyy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share