𝓘𝓷𝓲𝓬𝓲𝓮𝓵

𝓘𝓷𝓲𝓬𝓲𝓮𝓵 Vos "must have"🤗💗✨
Un seul p'tit like de vous suffit largement pour me motiver à avancer.🥹💙
(1)

15/06/2026

Arrivage sheet mask indray ity ry clean girl isany ah🥹💗🫧 Dia abonnez vous raha te hahita pépite kely be dia be🙏🏻🫶🏻😘

❌Stock épuisé ny cleanser❌
05/06/2026

❌Stock épuisé ny cleanser❌

Iza foana ilay mampatsiahy anao hoe "Misotroa Rano"🤭😹Tokony hanararaotra an'ireto arrivage ireto izy.😍Gourde 3 pièces ma...
05/06/2026

Iza foana ilay mampatsiahy anao hoe "Misotroa Rano"🤭😹
Tokony hanararaotra an'ireto arrivage ireto izy.😍
Gourde 3 pièces manjakely🧋🥰
Capacité 2L-750ML et 350ML...
Mazaka rano mafana tsara ireto sady mafy be✨
Midira mp avy hatrany ianareo raha liana ary fa ataotsika mora be🥹💗

Hello...💕Ho anareo izay te hanomboka skincare nefa kelikely budget. Dia atomboy amin'ny "sheet mask" aloha.🥰🫧Inona no as...
26/05/2026

Hello...💕
Ho anareo izay te hanomboka skincare nefa kelikely budget. Dia atomboy amin'ny "sheet mask" aloha.🥰

🫧Inona no asany?
Ny asan'ny sheet mask dia manome effet glowy ✨ho an'ny tarehy eo ny eo, mampamandina ny hoditry ny tarehy, manala ny kentrona sy ny miofaka, ary mampihena ny tâche sy ny menamena rehetra amin'ny tarehy tsikelikely.🌸

🫧Ahoana ny fampiasana azy?
Sasana tsara ny tarehy, apetaka eo amin'ny tarehy mandritry ny 20 min ny sheet mask, esorina ary ahosotra eo ny amin'ny tarehy ny ambina serum tavela anaty sachet, avela ho maina eo fotsiny fa tsy kobanina🌸

🫧1 à 2 fois par semaine ihany no mampiasa sheet mask.

🫧GM amin'ilay 30g ito fa tsy ilay 25g. Betsaka kokoa ny sérum ao anatiny🥰

Mp avy hatrany izay liana ary.
Manao livraison 🛵📦

Hello!Hello❤Tonga dia alefako 18000ar daholo amin'izay ireto T shirt blanc à motif mamikely ireto.🥹😻Taille S et M.Tonga ...
23/03/2026

Hello!Hello❤
Tonga dia alefako 18000ar daholo amin'izay ireto T shirt blanc à motif mamikely ireto.🥹😻
Taille S et M.
Tonga dia miditra mp izay haka.✅

Mbola misy hatrany ny éponge de bain exfoliant 🧽🫧🌸Mi-gommer tsara ny hoditra sady manala ny peau morte.🌸Mi-exfolier en d...
18/03/2026

Mbola misy hatrany ny éponge de bain exfoliant 🧽🫧
🌸Mi-gommer tsara ny hoditra sady manala ny peau morte.
🌸Mi-exfolier en douceur
🌸Mampalama tsara ny hoditra✨
🌸Malefaka tsara sady tsy agressif ho an'ny hoditra
Midira mp ao amin'ny page izay liana🥰

Résumé kely ny article dispo ato mandrapahatonga ny arrivage manaraka😍📦Efa eo ambanin'ny sary tsirairay ny détails ✨Misy...
16/03/2026

Résumé kely ny article dispo ato mandrapahatonga ny arrivage manaraka😍📦
Efa eo ambanin'ny sary tsirairay ny détails ✨
Misy atao prix promo🥹💗
Jp en mp avec contact et lieu de livraison

Te hanana tarehy madio, glowy ve ianao? Glass skin eh😍Arrivage Cleanser💙🤍  "Whitening & Freckle Removing Cleanser" ✅ Man...
12/03/2026

Te hanana tarehy madio, glowy ve ianao? Glass skin eh😍
Arrivage Cleanser💙🤍
"Whitening & Freckle Removing Cleanser"

✅ Manala tasy sy mony: Diovina hatrany am-potony ny loto sy ny tasy maty.
✅ Mampamirapiratra: Manome loko mazava sy mirindra amin'ny fomba natoraly.
✅ Mety amin'ny rehetra: Na dia sensible aza ny hoditrao, dia tsy mampahatahotra ny mampiasa azy.
✅Mampifandanja ny menaka: Manala ny "gras" be loatra nefa tsy mampamaina ny tarehy

FOMBA FAMPIASANA AZY:
1️⃣ Sasao amin'ny rano matimaty ny tarehy mba hisokatra ny "pores".
2️⃣ Asio kely eo amin'ny felan-tanana ny savony dia koseho kely mandra-pisy "mousse".
3️⃣ Hafany moramora amin'ny tarehy mandritra ny 1 ka hatramin'ny 2 minitra (fadio ny maso).
4️⃣ Kobany amin'ny rano madio ary fafao amin'ny lamba madio sy malefaka.
Prix :15000ar ny 2. (Tsy mandeha singany nefa)

☔Arrivage Parapluie transparente☔Tena hoe manjakely sady amin'ilay tendance be amin'izao😍💗Tena pinterestable be wa😻🛍Prix...
12/03/2026

☔Arrivage Parapluie transparente☔
Tena hoe manjakely sady amin'ilay tendance be amin'izao😍💗
Tena pinterestable be wa😻🛍
Prix unitaire: 12000ar.
Jp en mp avec contact et lieu de livraison.

❌Stock épuisé❌
11/03/2026

❌Stock épuisé❌

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝓘𝓷𝓲𝓬𝓲𝓮𝓵 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share