B fripe

B fripe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from B fripe, Apparel & Clothing, Antananarivo.

29/11/2022

Tompo malala ô, raha tsy vitako indraindray
ny mandroso araka ny hafaingananao, raha tojo amiko indraindray ny fanemorana foana izay tokony ho ataoko, dia miangavy aho Tompo o, avereno apetraka ato anatiko ilay faniriana hanompo Anao sy te hankasitraka Anao amin'ireo talenta izay nomenao ahy. Avereno amiko ilay hafanam-po sy fifaliana hanao ny zavatra rehetra tahaka ny ho Anao voalohany indrindra.

17/11/2022

Une petite robe marron ho an'ny zaza 5-7ans❤
Prix: 5000 ar
Prix de livraison : 2000ar

17/11/2022

Une petite robe rouge avec bandouliére 💖 ho an'ny zaza 5-6 ans
Prix: 5000 ar

*Robe violet taille S*Afaka mandefa mp avy hatrany an😊🏷️Livraison 2000ar
15/11/2022

*Robe violet taille S

*Afaka mandefa mp avy hatrany an😊
🏷️Livraison 2000ar

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when B fripe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share