๐•๐ž๐ง๐ญ๐ž ๐ž๐ง ๐ฅ๐ข๐ ๐ง๐ž ๐›๐ฒ ๐•Š๐•†๐”ธ

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • ๐•๐ž๐ง๐ญ๐ž ๐ž๐ง ๐ฅ๐ข๐ ๐ง๐ž ๐›๐ฒ ๐•Š๐•†๐”ธ

๐•๐ž๐ง๐ญ๐ž ๐ž๐ง ๐ฅ๐ข๐ ๐ง๐ž ๐›๐ฒ ๐•Š๐•†๐”ธ Le plaisir de vous servir

๐Ÿ’‹๐Ÿ’‹Ansoooo ๐Ÿ˜๐Ÿ˜Iza daholo ilay mbola manan-janaka kely ao o! Jereo anie ireto doudoune grenouillere mahafatifaty be ireto e...
05/05/2023

๐Ÿ’‹๐Ÿ’‹Ansoooo ๐Ÿ˜๐Ÿ˜Iza daholo ilay mbola manan-janaka kely ao o!
Jereo anie ireto doudoune grenouillere mahafatifaty be ireto e! Efa fotoan'ny ririnina isika izao an,vonjivonjeo Ary

๐Ÿ‘‰Fripe tsara be daholo an
๐Ÿ‘‰Matevina be daholo,tsy azon'ny hatsiaka mihitsy ny harenan-tsika amin'ireo
๐Ÿ‘‰Efa eo amin'ny sary ny prix sy ny age

Aza misalasala miditra mp Ary na miantso mivantana 034 21 719 42

Manao livraison

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข Efa manomboka ny ririnina ry les filles sy ry mamans an! Mbola moramora ny prix fa araraoty aloha sady tsara be dahol...
26/04/2023

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข Efa manomboka ny ririnina ry les filles sy ry mamans an! Mbola moramora ny prix fa araraoty aloha sady tsara be daholo ny entana ๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข

๐Ÿ‘‰Frip de bonne qualitรฉ hatrany ny antsika
๐Ÿ‘‰Amin'ny vidiny mirary foana ihany an

โœ…Efa mipetraka isaky ny sary ny taille sy ny vidiny
โœ…Afaka tonga Dia miditra mp na miantso mivantana

๐Ÿ“ฑ034 21 719 42

โš ๏ธ A VENDRE โš ๏ธ๐Ÿ€ Kia Morning phase 2 Lx (Annรฉe 2009).๐Ÿ‘‰Immatriculation รฉtrangรจre (rรฉception technique dรฉjร  faite).๐Ÿ‘‰Motoris...
15/04/2023

โš ๏ธ A VENDRE โš ๏ธ

๐Ÿ€ Kia Morning phase 2 Lx (Annรฉe 2009).

๐Ÿ‘‰Immatriculation รฉtrangรจre (rรฉception technique dรฉjร  faite).
๐Ÿ‘‰Motorisation: 4 cylindres, 1,1l , 12 valves (essence).
๐Ÿ‘‰85### km au compteur.
๐Ÿ‘‰Boites de vitesses AUTOMATIQUE.
๐Ÿ‘‰Consommation: mixte 5l/100. Extra urbain 4l/100 (donnรฉes constructeur).
๐Ÿ‘‰4 vitres รฉlectriques + rรฉtroviseurs รฉlectriques.
Verrouillage centralisรฉ.
๐Ÿ‘‰Intรฉrieur Isofix gris (sans dรฉchirures).
๐Ÿ‘‰Kits de secours (criques, clรฉ de roue, roue de secours)

Prix: Passez en Mp ๐Ÿ“ฉ ou au 034 28 770 88 โ˜Ž๏ธ

๐‘ฉ๐’‚๐’๐’๐’†๐’“๐’Š๐’๐’†๐Ÿ‘‰Frippe de tres bon Etat๐Ÿ‘‰pointure 37 (chaussE normale)๐Ÿ‘‰couleur Grenat๐Ÿ‘‰veritable cuir๐Ÿ‘‰confortable a l'interieur ...
14/04/2023

๐‘ฉ๐’‚๐’๐’๐’†๐’“๐’Š๐’๐’†

๐Ÿ‘‰Frippe de tres bon Etat
๐Ÿ‘‰pointure 37 (chaussE normale)
๐Ÿ‘‰couleur Grenat
๐Ÿ‘‰veritable cuir
๐Ÿ‘‰confortable a l'interieur
๐Ÿ‘‰semelle cramponnE en tres bon etat

๐’‘๐’“๐’Š๐’™

afaka miditra mp na miantso avy hatrany 034 21 719 42

Ho anareo tovovavy tia manara-damaody ireto an,,,sady mora hatrany   fotsinyaza misalasala ary miditra mp ary e na miant...
13/04/2023

Ho anareo tovovavy tia manara-damaody ireto an,,,sady mora hatrany fotsiny
aza misalasala ary miditra mp ary e na miantso ny 034 21 719 42

Faly miarahaba antsika tonga soa eto amin'ny pejy ๐•๐ž๐ง๐ญ๐ž ๐ž๐ง ๐ฅ๐ข๐ ๐ง๐ž ๐›๐ฒ ๐•Š๐•†๐”ธ,marihiko etoana fa pejy vaovao miaraka amin'ny S...
13/04/2023

Faly miarahaba antsika tonga soa eto amin'ny pejy ๐•๐ž๐ง๐ญ๐ž ๐ž๐ง ๐ฅ๐ข๐ ๐ง๐ž ๐›๐ฒ ๐•Š๐•†๐”ธ,marihiko etoana fa pejy vaovao miaraka amin'ny SOA Market ihany ity fa nisy olana ilay pejy dia tsy maintsy nanolo an'ity izahay...
Manome toky anareo fa izay efa nahafantaranareo an'i SOA Market ihany no hotohizanay eto...Miezaka hizara ny soa ho anareo hatrany izahay...
Mirary soa antsika rehetra
๐Ÿ˜๐Ÿ˜

Address

Ambohitrarahaba
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐•๐ž๐ง๐ญ๐ž ๐ž๐ง ๐ฅ๐ข๐ ๐ง๐ž ๐›๐ฒ ๐•Š๐•†๐”ธ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share