Kambana Shopping

Kambana Shopping Vente d'une large gamme d'articles de qualité à des prix accessibles.

🕊️ Joyeuse Pentecôte ! Que la paix et l’amour de Dieu soient avec vous.🕊️
24/05/2026

🕊️ Joyeuse Pentecôte ! Que la paix et l’amour de Dieu soient avec vous.🕊️

07/06/2025

😂😂

05/06/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Relimo Junior

Misy Liana an ito Lanterne🏮🏮 ito ve ianareo ato am page?Vitsy bé izy ato👉Prix 7000ar
04/06/2025

Misy Liana an ito Lanterne🏮🏮 ito ve ianareo ato am page?
Vitsy bé izy ato
👉Prix 7000ar

👋👋Tongava soa ho an Zay Vao nanaraka page o🥰Inona no teny nanamarika anareo mandritra iny volana mai iny? ankotran ty ha...
01/06/2025

👋👋Tongava soa ho an Zay Vao nanaraka page o🥰
Inona no teny nanamarika anareo mandritra iny volana mai iny? ankotran ty hatsika bé ity🥶?

31/05/2025

Hanao destockage blouson homme Zay demain
5000ar daholo
Aza miala am page

31/05/2025

Alefa tsika amin'izay Ilay credit ary ee!
Jereo ny ao anatiny commentaire
👇👇👇

🔔 MITANDREMA: HISY FIZARANA MAIMAIMPOANA ISIKA RAHAMPITSO ANNNFaly izahay mampahafantatra fa Kambana Shopping dia hiveri...
30/05/2025

🔔 MITANDREMA: HISY FIZARANA MAIMAIMPOANA ISIKA RAHAMPITSO ANNN

Faly izahay mampahafantatra fa Kambana Shopping dia hiverina amin’ny heriny feno 💥 raha somary nangina izy teo aloha kely teo

🎉 Amin’ny rahampitso Sabotsy 31 mai 2025 dia hanomboka hizara crédit maimaimpoana ho anareo izahay eto amin'ny kambana shopping!

🔥 Airtel/Telma/Orange – araka ny safidinao!

✅Ka aza miala ary!!
✅Araho tsy tapaka ny pejy
✅Zaraho amin'ny namana ihany koa




28/05/2025

Hafatra manokana avy aty aminay ho an'ireo izay tady ho kivikivy

⭐️ Mandrosoa hatrany, na dia miadana aza, tsy mijanona

⭐️Androany no fotoana hanombohanao zavatra lehibe

⭐️Mety ho kely ny dingana, fa lehibe ny vokatra

⭐️Izay manam-paharetana, mahazo vokatra tsara

⭐️Tsy mora ny lalana mankany amin'ny fahombiazana, fa mendrika ny ezaka

Tsarovy nefa fa mila ezaka sy fikirinazana izany rehetra izany. Dia indrindra ankino @ Jesosy hatrany ny fiainanao sy ny fikasanao manontolo. Mirary soa daholo!!

😘😘Bisous bisous be daholo😘😘



🎉 Tratry ny Fetin’ny Reny ho an’ireo reny rehetra manaraka ity pejy ity ! 🥰Ianareo no herin’ny fianakaviana, fitiavana t...
25/05/2025

🎉 Tratry ny Fetin’ny Reny ho an’ireo reny rehetra manaraka ity pejy ity ! 🥰
Ianareo no herin’ny fianakaviana, fitiavana tsy manam-petra, sy fiahiana tsy misy toy izany ❤️
Misaotra fa eo foana 🙏

Bisous be daholo 😘😘😘

Raha tia an’i Neny ianao, asio ❤️ amin’ity hafatra ity 😍

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kambana Shopping posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kambana Shopping:

Share