Moray-Kitro

Moray-Kitro Izahay eto amin'ny Moray Kitro dia mamokatra kiraro vita amin'ny 'ny hoditra 100%.

Vaovao ny taona dia manolotra zava-baovao ho antsika ndray izahay Moray Kitro. Sady ho marikin'ny fiarahabana ny nahatra...
08/01/2022

Vaovao ny taona dia manolotra zava-baovao ho antsika ndray izahay Moray Kitro. Sady ho marikin'ny fiarahabana ny nahatratran-tsika ny taona vaovao dia tolorana vokatra vaovao ihany koa ianareo.


Ny 10 Desambra:Ouverture officielle ny ACT Galerie!Hisy filatroana s'y animation hafa!Mandritry ny tsena Gasy Krismasy k...
04/12/2021

Ny 10 Desambra:Ouverture officielle ny ACT Galerie!

Hisy filatroana s'y animation hafa!

Mandritry ny tsena Gasy Krismasy kosa hisy Mpanao asa tanana Maro,hampiranty ny vokatra!

Hisy tokontany Kely ho an'ny ankizy,hilalaovana kilalao malagasy!

Raha mpankafy ny vita Malagasy anao,manasa anao anohana anay amin'ny alalan'ny fizarana ity hetsika ity!

Mankasitraka o

slippers marron camelle. Pointure disponible 38 à 43Prix: 130.000ar
01/12/2021

slippers marron camelle. Pointure disponible 38 à 43
Prix: 130.000ar

Kanton'ny Gasikara 6eme édition manandratra ny vita malagasy izay atao ato amin'ny jardin Antaninarenina izay manomboka ...
30/11/2021

Kanton'ny Gasikara 6eme édition manandratra ny vita malagasy izay atao ato amin'ny jardin Antaninarenina izay manomboka anio 30 novambra ary mifarana ny 03 desambra izao. Tongava maro fa tsy misy fidim-pidirana. Stand 05 no ahitana anay.

Client satisfait, merci Baggio Costard by
29/11/2021

Client satisfait, merci Baggio
Costard by


Mirary toka-trano sambatra ho anareo mivady kely izahay ato @ MorayKitro. Ho ambinina amin'izay rehetra atao, miteraha 7...
17/11/2021

Mirary toka-trano sambatra ho anareo mivady kely izahay ato @ MorayKitro. Ho ambinina amin'izay rehetra atao, miteraha 7 lahy sy 7 Vavy Tsirymonn Tsirymonn D. HakiTsirymonn D. Haki
Misaotra ihany koa tamin'ny fitokisanareo anay.

Show Room ACT Galerie immeuble Le Colisée Ampasanimalo box 05D.


Act Galerie box 05D ao Le Colisée Ampasanimalo - Galerie Commerciale. Ahitanao ireo vokatra Moray Kitro sy ahitana ihany...
12/11/2021

Act Galerie box 05D ao Le Colisée Ampasanimalo - Galerie Commerciale. Ahitanao ireo vokatra Moray Kitro sy ahitana ihany koa ireo asa tanana vita Malagasy maro samy hafa. Tongava mitsidika tompoko.

  GASIK'ARA la foire du cuir izay ho tanterahina ny 07,08,09 octobra 2021 ho avy izao ao amin'ny Jardin Antaninarenina. ...
04/10/2021

GASIK'ARA la foire du cuir izay ho tanterahina ny 07,08,09 octobra 2021 ho avy izao ao amin'ny Jardin Antaninarenina. Tongava maro tompoko.


🇲🇬

Moray-KitroMoray-KitroMoray-Kitro dia maneho fisaorana anareo hatrany ny amin'ny fitokosinareo anay 🙏🙏
26/09/2021

Moray-KitroMoray-KitroMoray-Kitro dia maneho fisaorana anareo hatrany ny amin'ny fitokosinareo anay 🙏🙏


Moray-KitroMoray-KitroMoray-Kitro dia vonona hanome ny tsara ho antsika Mpanjifa Vita Malagasy 🇲🇬 🇲🇬 Mirary tolak'andro ...
23/09/2021

Moray-KitroMoray-KitroMoray-Kitro dia vonona hanome ny tsara ho antsika Mpanjifa Vita Malagasy 🇲🇬 🇲🇬 Mirary tolak'andro Finaritra ho antsika rehetra.



🇲🇬🇲🇬

Client satisfait 🙏🙏Mirary herinandro mahafinaritra ho an-tsika rehetra.     🇲🇬 🇲🇬
20/09/2021

Client satisfait 🙏🙏
Mirary herinandro mahafinaritra ho an-tsika rehetra.


🇲🇬 🇲🇬

Address

Anosisoa Ambomahimanarina
Antananarivo

Telephone

+261340122768

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Moray-Kitro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Moray-Kitro:

Share