17/04/2026
📢 RECRUTEMENT – Vendeur(se) en Live
Coucou les stylé(e)s 🥰
Mitady vehivavy na lehilahy hivarotra amin'ny Live shopping izahay. 23 taona no mihoatra. Olona vonona sy matotra tsy anandrakandrana fotsiny fa tena hiasa.
✔ Toetra:
– À l’aise tsara miresaka eo alohan'ny camera
– Maharaka ny momban'ny resaka lamaody
_ Matotra tsara
🕒 Disponibilité : à plein temps.
‼️Toerana: Antananarivo manodidina an'ny Anosy, Tsimbazaza, Ankadimbahoaka no tena mety.
📩 Raha mahaliana anao ary ilay tolotra'asa dia alefaso email amin'ny [email protected] ny CV anao feno.
❌Tsy mandray CV ato amin'ny Mp.
✅Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa Mp ianareo.