21/10/2023
🏀🏀 Ao tsara daholo ve? Faly be izahay mizara aminareo ny Logo ofisialin'i Neo Nirina Basket.🏀🏀.
👉Manomboka eto dia ity pejy ity no pejy ofisialintsika. Araho tsy tapaka ary ny pejy fa ho maro ny surprise sy zavatra tena tsara hifampizaratsika. 👌👌
Mankasitraka antsika rehetra sahady🙏