B.S CONFECT.mg

B.S CONFECT.mg tout pour la confection

maro ny karazana zaitra ataonay ka manasa anao hijery izay mety ho mahaliana anao raha tsy ao kosa ny mahaliana anao dia...
22/08/2022

maro ny karazana zaitra ataonay ka manasa anao hijery izay mety ho mahaliana anao raha tsy ao kosa ny mahaliana anao dia manasa anao hiditra hafatra miafina fa afaka mandray antanana anao hatrany izahay🎊✉️🔥🇲🇬

🔥gilet de travail indray no atao promotion mandritry ny ray volana be zao🔥 araraoty fa misy fihenam-bidy indray ny gilet...
22/08/2022

🔥gilet de travail indray no atao promotion mandritry ny ray volana be zao
🔥 araraoty fa misy fihenam-bidy indray ny gilet mandritry ny iray volana
🔥 aza tara ataovy dieny izao ny commande
✉️afaka miditra ao amin'ny hafatra miafina avy hatrany ianao

🇲🇬Ho avy indray ity ny fidiran'ny mpianatra 🎊🏯sekoly miankina na tsy miankina na ihany koa olon-tsotra👚izahay dia afaka ...
22/08/2022

🇲🇬Ho avy indray ity ny fidiran'ny mpianatra 🎊
🏯sekoly miankina na tsy miankina na ihany koa olon-tsotra
👚izahay dia afaka manomana ny fidiran'ny mpianatra amin'ny resaka fitafy
🏯tablier, tee-shirt, polo, lobaka, pataloha mianjaika, short... dia ataonay avokoa
🔥 afaka mandray commande na ho an'ny mpianatra rehetra amin'ny sekoly aza
🔥 mpanjaitra efa matianina avokoa ny manjaitra azy ary tsy ho diso fanantenana ianao
👚koa aza tara fa betsaka no efa afa-po
afaka miditra mivantana ianao na ihany koa miantso ny
laharana 📞0342199469 ahafahana mahazo anay

Address

Cenam 67ha
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when B.S CONFECT.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share