Kolokolo Varotra - Page

Kolokolo Varotra - Page � Friperie en bon état �

15 000 ar monjaPalazzo Manify 😍🌞Taille haute
08/08/2023

15 000 ar monja

Palazzo Manify 😍🌞
Taille haute

LIQUIDATION....avant arrivage ❤️❤️
02/08/2023

LIQUIDATION....
avant arrivage ❤️❤️

Indreto ry zareo masosotra kely 😍🥶Aza misalasala mandefa mp 😍
26/07/2023

Indreto ry zareo masosotra kely 😍
🥶Aza misalasala mandefa mp 😍

Mahita daholo @ izay ve isika ?
25/07/2023

Mahita daholo @ izay ve isika ?

Coucou daholo ô Mba présence oe  izay mahita achafadyyy 👋 👋Na réactions aza dia efa hitako. Misy milaza tsy mahita publi...
24/07/2023

Coucou daholo ô

Mba présence oe izay mahita achafadyyy 👋 👋
Na réactions aza dia efa hitako.

Misy milaza tsy mahita publication ntsika mantsy dia malahelo be ry zareo

Merci ooo

Ity ilay tena mafana annn. Doublés daholo Prix mora- - Frip Qualité tsara ❤️
21/07/2023

Ity ilay tena mafana annn. Doublés daholo

Prix mora- - Frip Qualité tsara ❤️

Tsy haiko oe Iza mihitsy n'y tiany hitafy azy ity 😁😁Aiza ve ka olona 3 no nanao JP, nefa nanadino nanome contact daholo ...
18/07/2023

Tsy haiko oe Iza mihitsy n'y tiany hitafy azy ity 😁😁
Aiza ve ka olona 3 no nanao JP, nefa nanadino nanome contact daholo izy 3 😄😄😄

.FANADIOVANA MANTEAUX Ahoana no hanasana manteaux Tsara  kokoa amin'ny tanana no sasana toy izay @ machine laver😉Fa ny i...
18/07/2023

.FANADIOVANA MANTEAUX

Ahoana no hanasana manteaux

Tsara kokoa amin'ny tanana no sasana toy izay @ machine laver😉
Fa ny idéaly dia nettoyage à sec, kanefa........tsy ny rehetra no hahatakatra izany ...

1 - Alaina ny koveta.
Ka asiana rano matimaty ny 3/4, + vinaingitra fotsy ny 1/4 + savony fanasan-dovia roa sotro

2 - Lomana kely eo @ 30 mn eo ny manteau.
Kosehana MORAMORA ny faritra tena maloto ( vozon'akanjo, lohan- tanana sy ny tasy isan-karazany.

3- Kobanina tsara

4 - Akopaka moramora fa tsy fihazina mafy be

5 - Rehefa manahy azy Dia atao @ porte manteaux
Tsara kokoa raha tsy atao tratry ny danin-kandro be fa manova ny lokony ho vasoka. 😏

6 - Rehefa mipasoka kosa dia mampiasà patte mouille hatrany fa manimba ny volon-damba ny fera direct

Am-pitiavana be 💞

🥶🥶🥶🥶🥶🥶🥶Mangatsiaka ny andro ry zareo anhhhAleo manao mafana foanaTsara be daholo ireo anh sady misy état 10/10 ireo anhS...
16/07/2023

🥶🥶🥶🥶🥶🥶🥶

Mangatsiaka ny andro ry zareo anhhh
Aleo manao mafana foana
Tsara be daholo ireo anh sady misy état 10/10 ireo anh

Sao tara aza fa vety2 ireo dia lasa aaaa
Cliquena ilay sary dia hita ilay prix an'ilay izy a
Aza misalasala mandefa MP




15/07/2023

Elaela tsy hita ny teto @ pejy

Tonga indray ary izahay miaraka @ manteau ho antsika vehivavy eee 🧥🧥🧥🧥.
Tsy ho ela


Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kolokolo Varotra - Page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share