30/06/2023
❗ GIVEWAY ❗
Ho antsika taille S/ M izy ity o🤩
Iza ary ny ahazo azy???🤔
Omena maimaimpoana ho anao izay mahazo j'aime be indrindra ny commentaire-any🥰
💗Tsotra kely ny fepetra:
- Asianao j'aime ny page-tsika.
-Identifienao ny namanao no sady asianao soratra oe "Ndao hilalao" ☺️
- Partagenao hafa ity publication ity.
👉 Ndao ary hilalao ee🤩💗