03/08/2024
Coucou daholo ny maman rehetra😍
Nangingina kely isika tato ato fa efa niverina amin'izay😉
Vacances zao ny harenakelin-tsika😌
Noana lava zareo?
Mangataka "goûté" lava?
Ity misy vahaolana omena anareo maman👌
Ity ary ny Flan box sady mahavoky no ara-pahasalamana😉
🔥LIVRAISON ALAKAMISY HO AVY IZA🔥
Recette vaovao be atolotray ho anareo tia sakafo rehetra🥰 sy zazà antsika😉
♥️♥️Flan box (mangahazo) à base de lait de coco, raisin sec et choco ♥️♥️
Tena matsirooooo be 🤫🤤 Mangahazo afangaro ronono 😋 mbola ampiana lait de coco🌳raisin ary choco 🥰 Recette généreuse be nefa amin'ny vidiny 7.000 Ariary ny 1 assiette 💗 à 8 portions
Afaka mandray commande hatramin'ny mercredi 7 Août
🥰 Ny livraison antsika amin'ny Alakamisy 8 Août ho avy izao😊😊
Alefaso amin'ny mp ny commandenareo rehetra ☺
Misaotra sahady ho an'ireo izay efa nandefa commande
Contact 034 76 145 17
Mi'Milk
Mi'Milk France