Akanjo FOTSY

Akanjo FOTSY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Akanjo FOTSY, Apparel & Clothing, Ambatomaro, Antananarivo.

14/02/2026
🤍 GRAND LANCEMENT – Akanjo Fotsy 🤍Faly izahay manambara aminareo ny fanokafana ofisialy ny Akanjo Fotsy 🎉Boutique en lig...
13/02/2026

🤍 GRAND LANCEMENT – Akanjo Fotsy 🤍

Faly izahay manambara aminareo ny fanokafana ofisialy ny Akanjo Fotsy 🎉
Boutique en ligne natokana ho an’ireo tia fahadiovana, fahatsorana ary élégance tsy lany andro.

Ny loko fotsy no aingam-panahy sy mampiavaka anay — mariky ny hatsarana madio sy ny fitokisana tena, nefa misy ihany koa ireo loko maro mifanampoka aminy

Eto no hahitanao akanjo voafantina tsara, manara-penitra ary natao hanasongadinana ny endrikao amin’ny fomba tsotra nefa miavaka 🌼

Androany no manomboka ny tantara 💪🌼🌼🥀🥀🥀🥀

Misaotra anao ho isan’ny mpanjifa voalohany sy mpanohana anay.
📩 Mandefasa message raha te hanao commande na mila fanazavana.

Aza adino ny manaraka ny pejy sy mizara amin’ny namanao.
Akanjo Fotsy 🤍

Madio🤍 Tsotra ,🤍 Mihaja🤍

Address

Ambatomaro
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akanjo FOTSY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share