Taozaitra Mami

Taozaitra Mami Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Taozaitra Mami, Apparel & Clothing, Antananarivo.

_Ny Atelier de Confection Mami dia manao ny asa rehetra momba ny zaitra: t-shirt, polo, maillot, survêtement, tote bag...
_Miara-miasa amin'ny rehetra toy ny: Fikambanana, Fiangonana, Sekoly, ONG ..
_Mandefa ny vokatra manerana ny Faritra.

Mankasitraka ny gazety "NY VALOSOA VAOVAO"  nivoaka androany 19 Mai 2026
19/05/2026

Mankasitraka ny gazety "NY VALOSOA VAOVAO" nivoaka androany 19 Mai 2026

Ankasitrahanay foana ianareo mpanjifa na tsy hitan'ny masonay aza kanefa mametraka fitokisana aminay. Santionany ihany i...
16/05/2026

Ankasitrahanay foana ianareo mpanjifa na tsy hitan'ny masonay aza kanefa mametraka fitokisana aminay.
Santionany ihany ireto

Ho avy ny beririnina sy ny lanonana maro isan-karazany. Tsara kokoa raha manao fanamiana mittovy ny fianakaviana ao anat...
05/05/2026

Ho avy ny beririnina sy ny lanonana maro isan-karazany.

Tsara kokoa raha manao fanamiana mittovy ny fianakaviana ao anaty lanonana.

Ny TAOZAITRA MAMI dia afaka manatanteraka fanamiana mitovy izany ho anareo, toy ny: t shirt, polo,..

Maandrosoa ao amin'ny hafatra moafina ao na antsoy mivantana ny 0340493366 raha te hahazo ny andinindininy ianareo.

➡️HO AN'NY REHETRA! HANOY TSARA! 🎉 FANOMEZANA MANOKANA HO AN’NY MPANJIFA 🎉Manomboka amin’ny 5 Mai 2026 ka hatramin’ny fa...
03/05/2026

➡️HO AN'NY REHETRA! HANOY TSARA!

🎉 FANOMEZANA MANOKANA HO AN’NY MPANJIFA 🎉

Manomboka amin’ny 5 Mai 2026 ka hatramin’ny faran’ny volana Mai 2026, izay rehetra mampanao asa aty amin’ny TAOZAITRA MAMI dia hahazo T-shirt 3 boutons vrai coton 180g.

👉 Tsy hoe iray fotsiny no ho azonareo, fa mety ho roa, telo, efatra... na mihoatra arakaraka ny asa ampanaovinareo.

Ho fanehoanay ny fankasitrahana sy ny fanomezam-boninahitra ho anareo mpanjifa ato aminay izany!

Koa aza misalasala ary manoratra, na miantso ny 0340493366, na manatona aty amin'ny TAOZAITRA MAMI fa vonona amin'izany izahay.

TONGAVA MALAKY!

Ny anarana sy ny famantarana fotsiny no miova mba ho fanaikaikezana kokoa anareo mpanjifa hatrany. Ny ankoatra izay dia ...
01/05/2026

Ny anarana sy ny famantarana fotsiny no miova mba ho fanaikaikezana kokoa anareo mpanjifa hatrany. Ny ankoatra izay dia ezahinay hatsaraina foana mba hanomezana fahafaham-po ho an'ny tsirairay.

An-kafaliana no ilazana antsika rehetra fa miova TAOZAITRA MAMI ny pejitsika A.C.M Atelier de Confection Mami afaka foto...
26/04/2026

An-kafaliana no ilazana antsika rehetra fa miova TAOZAITRA MAMI ny pejitsika A.C.M Atelier de Confection Mami afaka fotoana fohy. Efa io ny logo.
Manao ny asa mahafa-po anareo hatrany mahakasika ny zaitra.
Mankasitraka foana ho antsika rehetra.

0340493366

Vonona hatrany ny A.C.M - Atelier de confection Mami mandray antsika.fb: A,C.M Atelier de Confection Mami tél 0340493366...
21/12/2025

Vonona hatrany ny A.C.M - Atelier de confection Mami mandray antsika.

fb: A,C.M Atelier de Confection Mami
tél 0340493366
WhatsApp: 0340493366
e-mail: [email protected]

19/12/2025
16/12/2025

🌟 ASA VITA AMIN’NY FITIAVANA 🌟

👗 A.C.M Atelier de Confection Mami dia mamokatra zaitra.

📌 Fanamiana ho an’ny fianakaviana, fikambanana, fiangonana, sekoly na hetsika manokana — izahay no manamboatra azy amin’ny fitiavana sy fahamatorana.

👉 Mifandraisa aminay anio raha mila andinindininy manokana:
📩 [email protected] | 📞 WhatsApp 034 04 933 66 | 📍 Antananarivo

A.C.M - Atelier de confection Mami

Address

Antananarivo

Telephone

+261340493366

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Taozaitra Mami posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Taozaitra Mami:

Share