19/08/2026
Bonsoir Bonsoir 😍😍😍
Kay kayy Kayyy ,,, Ity ary ilay entana Bomba trop, izay vao nisy azy tato ❤️
Wideleg Jeans Couleur ranoray , ireo feno léopard akia 🤤🤤
Tsy hitako intsony izay lazaina fa pépite daholo izy mianakavy , aza tara rehefa avy eo 18H fotoanantsika malala ah ❤️
Tiktok: 🌺
NB: izay mbola tsy nanao payement t@nareo en province nanao JP short mba alefa ilay payement azafady sinon avoakako rehefa avy eo fa be dia be ny tsy nahazo nefa lasa bloquenareo ilay entana