Miangola's création

Miangola's création mandray commandes rehetra momban'ny oditra

Tsy lany ny manja ato aminao, aza misalasala manjifa.Sacs vrais cuir croco vita Malagasy.Livraison possible Tana /provin...
20/10/2025

Tsy lany ny manja ato aminao, aza misalasala manjifa.
Sacs vrais cuir croco vita Malagasy.
Livraison possible Tana /province
Contact 0342231785

Ho an'iza re ity manja kely ty e !?Disponible de suite chez nous,Livraison possible Tana/province.Contact 0342231785
20/10/2025

Ho an'iza re ity manja kely ty e !?
Disponible de suite chez nous,
Livraison possible Tana/province.
Contact 0342231785

Commande d'une cliente !! 😍❤️Aza misalasala manao commande tompoko.Contact 0342231785
23/08/2025

Commande d'une cliente !! 😍❤️
Aza misalasala manao commande tompoko.
Contact 0342231785

Hoanareo izay mbola tsy nahazo an'ilay sac vrai cuir croco vita Malagasy !!Mbola misy maro2 azo hisafidianana tsara ato ...
19/12/2024

Hoanareo izay mbola tsy nahazo an'ilay sac vrai cuir croco vita Malagasy !!
Mbola misy maro2 azo hisafidianana tsara ato aminay, mirary, finition impeccable.
Manao livraison izahay ary mandefa @ faritra ihany koa,
Fournisseur direct
Contact 0342231785

Cc !! Aiza daholo ny fans @'ireto manjakely ireto.Disponible de suite ireo an !! Ze mahazo azy...Vrais cuirs croco hatra...
30/11/2024

Cc !! Aiza daholo ny fans @'ireto manjakely ireto.
Disponible de suite ireo an !! Ze mahazo azy...
Vrais cuirs croco hatrany ny antsika.
Manao livraison sy mandefa any @ faritra.
Contact/WhatsApp 0342231785

Allô Allô Allô !!! Efa ato @ Louvre Hôtel izahay ka manasa antsika hoavy tompoko !! ☺️☺️☺️
23/07/2024

Allô Allô Allô !!! Efa ato @ Louvre Hôtel izahay ka manasa antsika hoavy tompoko !! ☺️☺️☺️

Faly mampafantatra antsika client(e) s rehetra indray izahay eto @ Miangola's création fa any @ Hôtel le Louvre indray n...
18/07/2024

Faly mampafantatra antsika client(e) s rehetra indray izahay eto @ Miangola's création fa any @ Hôtel le Louvre indray no fotaona-tsika ny 23,24 juillet izao,
Ka dia manasa antsika hoavy tompoko fa maro ny entana tsara nomaninay hoanareo @'io fotaona io.
Misaotra tompoko

APPEL AUX EXPOSANTS ‼️‼️

Une édition spéciale de 𝗩𝗘𝗡𝗧𝗘 𝗣𝗥𝗜𝗩𝗘́𝗘 sous le thème : L’AUTHENTIQUE D’HIVER 🥶

Vous vendez des accessoires “Art Malagasy” haut de gamme ? 🪡
Vous vendez des tennis de marque ? 👟🥾
Vous vendez des vêtements de marque ou des vêtements authentiques comme les blousons , Teddy jackets ou Manteau?👔🧥👗
Vous vendez des bijoux en pierres précieuses ?💍
Vous vendez des chaussures et sacs de marque ou authentiques ? (Même vita Malagasy !) 👜👝👒
Vous vendez des parfums et des produits cosmétiques authentiques ? 💄💅🏻🧴
En résumé, vous vendez des 𝗮𝗿𝘁𝗶𝗰𝗹𝗲𝘀 𝗔𝗨𝗧𝗛𝗘𝗡𝗧𝗜𝗤𝗨𝗘𝗦 spécialement pour L’hiver ou pas ?

Alors, 𝘀𝗼𝘆𝗲𝘇 𝗽𝗮𝗿𝗺𝗶 𝗻𝗼𝘀 𝗘𝘅𝗽𝗼𝘀𝗮𝗻𝘁𝘀 pour une exposition inédite au 𝗟𝗢𝗨𝗩𝗥𝗘 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮𝗿𝗲𝗻𝗶𝗻𝗮, 𝗹𝗲 23 𝗲𝘁 24 juillet 2024

L’Entrée est GRATUITE pour tout visiteur. Des STANDS SONT DISPONIBLES, mais limités.

Pour plus d’informations, contactez-nous directement au 038 48 607 06 ou 034 80 001 88

PS: Curieux et pas serieux s’abstenir.

Hâte pour cette rencontre inédite !
❤️❤️❤️❤️❤️❤️


’hiver

Iza indray no mpankafy sac vrai cuir serpent ato.Io ary izy io manja kely maorimaorina kely, voakaly tsara.Disponible de...
10/06/2024

Iza indray no mpankafy sac vrai cuir serpent ato.
Io ary izy io manja kely maorimaorina kely, voakaly tsara.
Disponible de suite.
Mandray commande hada iany koa ra manana modèle manokana ianao,na sac na chaussures.
Contact 0342231785 /0344405014

Ity indray misy idée cadeau hoany Papa reto a !! 😍😍😍Cartable vrai cuir croco vita Malagasy hatrany, misy tahony lava mat...
09/06/2024

Ity indray misy idée cadeau hoany Papa reto a !! 😍😍😍
Cartable vrai cuir croco vita Malagasy hatrany, misy tahony lava mata jaka tsara ra tsy te hivimbina e !
Kalitao tena tsara, ny asa voakaly tsara.
Omena cadeau ceinture 1 izay maka azy alohany fetiny Ray a !!
Manao livraison hatrany izahay.
Contact 0342231785 /0344405014

Ndao hiantsena fa farany volana O !!!Tena manja izy ireto a,Sacs vrais cuirs croco vita Malagasy disponible.Manao livrai...
01/06/2024

Ndao hiantsena fa farany volana O !!!
Tena manja izy ireto a,
Sacs vrais cuirs croco vita Malagasy disponible.
Manao livraison izahay dia mandefa @ faritra ihany koa.
Dia mbola mandray commande faona koa izahay na sac na chaussures.
Contact 0342231785 /0344405014

Address

Antananarivo

Telephone

+261342231785

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miangola's création posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share