17/03/2026
❌NDAO HAMAKY BAL❌
20H ny fotoanantsika hamakiana an’io haut stylé manja be io😍Tena trop ny hatsaran’io🙌🏼❤️🦋🌈
🔔ITY MISY JEU🔔
Partageo en mode public ity publication ity dia taguéo ny namana 10 ary hasao hi abonné ny page sy hijery ny live tsika rahariva
👉izay commantaire mahazo j’aime be indrindra mahazo lot haut stylé avy aty amiko🥰
Misy fizarana cadeau be koa fa aza tara sao hanenina😊
Raha any tok ianao no te hijery live dia:Tatiehasina35🦋🌈