Bell'Issima Shop Online

Bell'Issima Shop Online 🔥Avec nos pépites : soyez toujours stylé(e) sans vous ruiner ☀️

Bonjour🤝 nifarana omaly moa izany ny fandraisana anjara tamin'ny lalaontsika, isaorana ireo nandray anjara rehetra❤️ Ara...
01/07/2025

Bonjour🤝 nifarana omaly moa izany ny fandraisana anjara tamin'ny lalaontsika, isaorana ireo nandray anjara rehetra❤️ Arahabaina izy 3 mirahavavy mpandresy🎉🍾
1- SarSarah Valechathazo sandale à perles 🎁
2- FaneFaneva Faazo gourde 🎁
3- Omrÿ Omrÿ Mialisonzo t-shirt 🎁

Manasa anareo hiditra mp ifandaminana amin'ny fakànareo ny loka💗

Araho tsy tapaka ny page fa mbola hisy zavatra tsara be omaninay ho anareo😉💖 Izay te hanjifa koa afaka miditra mp 📩 bisous bisous 😘😚

Coucou tout le mondeeeee 😚Efa hifarana rampitso ilay lalaontsika an🥳 , mbola manana fotoana ihany anefa ianareo andraisa...
29/06/2025

Coucou tout le mondeeeee 😚
Efa hifarana rampitso ilay lalaontsika an🥳 , mbola manana fotoana ihany anefa ianareo andraisana anjara sy hanentanana ny namana anisy réaction ny commentaire anareo 🥰
Bonne chance daholo✨

🌟 DISPONIBLE 🌟La gourde en verre au look adorable 🐱 est en vente chez Bell’Issima !💧 Élégante, pratique et 100 % tendanc...
05/06/2025

🌟 DISPONIBLE 🌟
La gourde en verre au look adorable 🐱 est en vente chez Bell’Issima !

💧 Élégante, pratique et 100 % tendance, elle est parfaite pour t'accompagner partout : bureau, sport, balade ou chill à la maison !

✨ Pourquoi opter pour cette gourde ?
✔ Couvercle effet marbre ou miroité avec oreilles de chat
✔ Verre résistant (350 ml)
✔ Base antidérapante
✔ Dragonne de transport incluse
✔ Design minimaliste qui fait craquer 💕

30000ar❤ 2 pinces offertes🎀

Livraison partout 🛒 DM pour commander 📩

💎 Élégance & confort réunis ✨Nos sandales à perles sont le détail chic qui change tout.✔ Ultra légères✔ Semelle douce✔ S...
04/06/2025

💎 Élégance & confort réunis ✨
Nos sandales à perles sont le détail chic qui change tout.
✔ Ultra légères
✔ Semelle douce
✔ Style irrésistible 😍
👉 Disponibles du 35 au 40. Quantité limitée !
📩 DM pour commander

Livraison partout❇

🎉 [JEU CONCOURS] 🎁Rehefa tsy hita elaela izahay dia hiverina eto indray 🛍 asianay arrosage be mihitsy 🍻 Olona 3 be izao ...
30/05/2025

🎉 [JEU CONCOURS] 🎁

Rehefa tsy hita elaela izahay dia hiverina eto indray 🛍 asianay arrosage be mihitsy 🍻 Olona 3 be izao no hahazo loka🎀

🎁Ny loka ho azo :
- sandales à perles ho an'ny voalohany, misafidy couleur sy pointure ny mpandresy an😍
- gourde en verre tête de chat ny an'ny faharoa 😍
- t-shirt ny an'ny fahatelo 🥳

👉 Raha te handray anjara :
1️⃣ Asio like ity publication ity 👍
2️⃣ Abonner-o ny page ✅(arahana capture hoe ni-s'abonner ianao)
3️⃣ Identifier-o anaty commentaire ny namanao mba hi-s'abonner am page sy handray anjara amin'ny lalao , ary anisy réaction ny commentaire anao
4️⃣Partager-o amin'ny mur ity post ity , ary atao mode public mba ahitanay fa nanaraka fepetra ianao😇

📅 Fara-fandraisana anjara : 30 juin à minuit
🏆 Amin'ny 16 juin no avoakanay eto ny mpandresy : izay commentaire 3 betsaka réactions indrindra ka aza adino ny manasa namana anisy réaction 🥰

🎊 Mandraisa anjara, bonne chance daholo😍

Raha te hanjifa an'ireo articles mamikely ireo dia aza misalasala miditra ao am hafatra miafina, mirary dia mirary ny vidiny sady DESTOCKAGE be izahay izao ❗mahazo montre (1) izay mividy sandale, mahazo pince (2) izay mividy gourde 🌠

📌 Araho akaiky fa manomana zavatra tsara be dia be ho anareo izahay 🥰

❌ Promotion accessoires❗📢❌️Livraison gratuite et partout❗️😱👕T-shirt one piece en coton, importé  : 23000ar🧂Gourde en ver...
04/10/2023

❌ Promotion accessoires❗
📢❌️Livraison gratuite et partout❗️😱

👕T-shirt one piece en coton, importé : 23000ar

🧂Gourde en verre tête de chat, sous carton, 350 ml : 30000ar

📿 Bracelet en acier inoxydable: 20000ar-25000ar selon le modèle

🎀pinces à cheveux : 6000ar/4 pièces aux choix

💮boucles d'oreilles : 10000ar à 15000ar selon le modèle.

Mp vite pour commander ❌️


-shirt

❌️PROMOTION SPÉCIALE RENTRÉE JUSQUE FIN OCTOBRE ❗🥵 Efa mafana izao ny andro ka ataonay promotion ireto kapa lamaody kely...
04/10/2023

❌️PROMOTION SPÉCIALE RENTRÉE JUSQUE FIN OCTOBRE ❗

🥵 Efa mafana izao ny andro ka ataonay promotion ireto kapa lamaody kely ireto
maivamaivana, misy afaka entina miasa satria mihaja kely.

Misy ihany koa afaka anaovana ao an-trano

❌️Prix birkenstock + Montre offerte seulement à 55.000ar

et sandales à perles + montre offerte seulement à 55.000ar

❌️Claquettes 13000 ar au lieu de 17.000ar

Mp fa kely sisa stock💯

👉Afaka manao livraison any amin'ny faritra ihany koa


Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bell'Issima Shop Online posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share