02/10/2024
Hafaliana no handraisana anareo eto amin'ny pejy vavao an'ny Beurre de cacao Athena.
Hilaza momban'ny produit misy eto aminay izahay anio,
Misy karazany roa ny Beurre de cacao Athena, ny iray dia natokana ho an'ny volo : ilay soin capillaire, ary ny iray dia natokana ho an'ny hoditra : tarehy sy vatana.
Ireto avy no asany amin'ny ankapobeany.
Beurre de cacao Athena pur :soin corp&visage
Manala mony sy panda,manala komavoka amin'ny tarehy sy manamandina (hydratant) ,manadio tarehy,anti ride/ manala vakivaky sy tresakiny hatsika,manala cicatrice sy tache sombre (helika,elakelam_pe), anti-vergeture
Beurre de cacao Athena soin capillaire: ingredient ( beurre de cacao à l'huile d'olive extra vierge)
mampaniry volo,manalava volo,manajanona ny fihitsanambolo,manala ny vakivaky ,tapatapaka sy makina,mampangirana volo,manala angadrano miraikitra be ireny.manatsara volo en general
Ny vidiny dia 15000 ar ny 100ml
Asa misalasala manantona anay raha misy fanontaniana mahakasika izany.