27/05/2023
Hizara zavatra mahasoa kely ndray aho androany.
Tena manahirana ny fiainana ary tsy misy tsy mitaraina. Rehefa entina eo anatrehan'A/tra anefa io de maivana.
Mahaiza manaiky izay zava misy eo @ fiainanao ,ary atovy motivation ny olana misy eo @ nao.Aza kivy @ mpanenjika sy mpandrabiraby anao fa ataovy tohatra fiakarana ireny mba hoentinao miady @ fiainana.fantaro fa ny olona tsirairay de tsy faly @ fahombiazanao .Aza tia milazalaza izay zavatra ho ataonao fa ataovy secret nareo sy Jesosy izany.Rehefa misy olana sy zavatra hatao de A/tra no resahina voalohany .Izy no anome tolotsaina sy anome vahaolana ho anao,ary tsisy zavatra tsy hainy atao.
Positiveo fona ny fiainana ary mahaiza maka lesona @ tsy fahombiazana teo aloha,ahitsiho sy areno ,izay hita fa tsy mety.Aza mitanodrika na kivy ary asio tanjona ny fiainana ary ataovy izay hatratrarana azy,Aza adino n mametraka izany eonampelatanan'A/tra.Mahaiza misadapte zava misy sy miseo ary aza milavolefona na ovina na ovina .
Samy ho tain'Andriamanitra tsika rehetra de manaova fety sambatra feno ny fiarovan'Andriamanitra
JE Vous J'AIME🥰🥰🥰