Ritchie Textiles

Ritchie Textiles Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ritchie Textiles, Clothing Company, Antananarivo.

« Votre meilleur allié dans le marché du textile. » 🛍️

Benares coton/polycoton, Piqué coton/polycoton, Survêtement, Maillot, Jogging etc…

Ambodin’Isotry tsena 📍
Tél: 0349153552 📞
Envoi partout à Madagascar 📦

Tissu survêtement toutes couleurs disponibles 🛍Blanc, noir, rouge, vert, jaune, bleu, etc...🌈 Couleur vaovao be : Bois d...
10/02/2026

Tissu survêtement toutes couleurs disponibles 🛍
Blanc, noir, rouge, vert, jaune, bleu, etc...🌈

Couleur vaovao be : Bois de rose🤩

Prix mirary hatrany
Gros ou détail

Toerana : Ambodin'Isotry Epp 📍
Tél : 0349153552 📞

‼️🔔ALERTE Arrivage 🔔‼️😍 Tissu survêtement BLANC 😍(Adidas) Misy ihany koa ny BEIGE, JAUNE D'OR, FUSHIA sns... 🌈 Stock trè...
22/01/2026

‼️🔔ALERTE Arrivage 🔔‼️

😍 Tissu survêtement BLANC 😍(Adidas)
Misy ihany koa ny BEIGE, JAUNE D'OR, FUSHIA sns... 🌈

Stock très limité 🛍
Vonjivonjeo indrindra ho an'ireo nanontany rehetra tamin'ny MP

Toerana 📍: Ambodin'Isotry EPP
Tél 📞 : 0349153552

‼️📣Salama daholo📣‼️Ritchie textiles dia mivarotra karazan-damba toy ny : Benares coton/polycoton, piqué coton/polycoton,...
20/01/2026

‼️📣Salama daholo📣‼️
Ritchie textiles dia mivarotra karazan-damba toy ny :
Benares coton/polycoton, piqué coton/polycoton, survêtement (Adidas), Maillot/Maillot piqué sns… Amin’ny vidiny mirary
🥳✨

Tongava miantsena ary aza adino maka Tee-shirt Ritchie Textiles sy Carte de fidélité izay azahoanao karazana réduction amin’izao taona vaovao izao🤩🎁

Afaka misitraka izany ihany koa ianareo client(e)s any amin’ny faritra koa inona no hiandrasana ? Alefaso ny commande 🥰🛍️

Toerana📍: Ambodin’Isotry Epp
Tél 📞 : 0349153552 (MVola PAMINA PRESLEY) 💳
0324320715 (OrangeMoney PAMINA PRESLEY) 💳

🔔😍Elaela tsy eno ve izahay ?😍🔔Vaovao mahafaly avy hatrany no hanomboan-tsika ity taona 2026 ity 🥰Benares coton 170gr-180...
12/01/2026

🔔😍Elaela tsy eno ve izahay ?😍🔔

Vaovao mahafaly avy hatrany no hanomboan-tsika ity taona 2026 ity 🥰

Benares coton 170gr-180gr Made in INDIA💫: plus de 30couleurs 🌈
‼️35.000Ar/kg ‼️
170gr 11.000Ar/m 🔆
180gr 12.000Ar/m 🔆

Benares semi-coton 115gr-160gr Made in CHINA💫: plus de 30couleurs 🌈
‼️20.000Ar/kg ‼️
115gr 4.800Ar/m 🔆
160gr 6.000Ar/m 🔆

Koa satria ny mahafa-po anareo mpanjifa foana no katsahinay dia efa manomboka ny livraison eto Antananarivo mba tsy ampivezivezy anareo 🤩🛍️ Mitohy isan’andro ihany koa ny fandraisana commande any amin’ny faritra 📦

Toerana : Ambodin’Isotry EPP 📍
Téléphone: 📞📞
0349153552 (MVola PAMINA PRESLEY)
0324320715 (OrangeMoney PAMINA PRESLEY)

✨ 🔥🔥Nouvel arrivage exclusif de tissus sequins ! ✨🔥🔥Faites briller vos créations avec nos magnifiques tissus scintillant...
13/11/2025

✨ 🔥🔥Nouvel arrivage exclusif de tissus sequins ! ✨🔥🔥

Faites briller vos créations avec nos magnifiques tissus scintillants, parfaits pour vos tenues de fête, robes de soirée, tenues de cérémonie ou projets couture glamour.
Des couleurs sublimes, une brillance irrésistible et une qualité haut de gamme 🌟

📍Quantités limitées – premiers arrivés, premiers servis !

💬 Commande en message privé ou appelez directement le 0340362138

🔔🚩 ALERTE PROMO  🚩🔔‼️🔺 BENARES %COTON 🔺‼️          ⭕️ Made in INDIA ⭕️                 170gr - 180gr Fihenam-bidy goavan...
21/10/2025

🔔🚩 ALERTE PROMO 🚩🔔
‼️🔺 BENARES %COTON 🔺‼️
⭕️ Made in INDIA ⭕️
170gr - 180gr
Fihenam-bidy goavana no atolotray ho anareo mpanjifa 🥰

😱😍 35.000Ar/kg 😍😱
1kg monja dia efa afaka misitraka izany vidiny mirary izany 😄
Plus de 25couleurs 🔴🟡🟤🟢🔵

Aza tara fa tolotra mandalo ihany ah 🥳

Mandefa entana any amin’ny faritra rehetra eto Madagasikara 📦
Toerana : Ambodin’Isotry EPP 📍
Tél : 0349153552 📞

Tonga ihany ilay efa niandrasana 😍🔥🔥Tissu survêtement 🔥🔥        ✨✨Adidas ✨✨Bleu marine 🤩🤩Noir 🤩🤩Tonga dia manantona aty ...
01/07/2025

Tonga ihany ilay efa niandrasana 😍

🔥🔥Tissu survêtement 🔥🔥
✨✨Adidas ✨✨
Bleu marine 🤩🤩
Noir 🤩🤩

Tonga dia manantona aty avy hatrany na alefaso ny commande 🥰🥰

Toerana : Ambodin’Isotry EPP 📍
Tél : 0349153552 📞

Efa ho avy izao ny fetin’ny Reny 🥰Toloranay lamba vaovao be ianareo 🤩Afaka hanaovana ensemble 🪡, mety tsara koa ampiarah...
06/05/2025

Efa ho avy izao ny fetin’ny Reny 🥰

Toloranay lamba vaovao be ianareo 🤩
Afaka hanaovana ensemble 🪡, mety tsara koa ampiarahina amin’ny tissu Benares🧵

🔥🔥Tissu GUCCI 3D 🔥🔥
1m80 de large 🧶

Prix de gros : 20.000Ar/m
40.000Ar/kg

🎨🥰 Misy 13 couleurs be izao 🥰🎨
Bleu vert🌈, rouge🌈, beige🌈, jaune d’or🌈, marron camelle🌈, aubergine🌈, bois de rose🌈, blanc🌈, marron chocolat🌈, blanc cassé🌈, jaune telma🌈, jaune moutarde🌈, grenat🌈

Toerana : Ambodin’Isotry tsena 📍
Tél : 0349153552 📞
Mandefa amin’ny faritra isan’andro 📦

Tsy mitsahatra manome fahafaham-po ho anareo mpanjifa izahay 🥰 🔥🔥Couleurs vaovao be 🔥🔥  🤩🤩Semi-coton 160gr 🤩🤩- Bois de r...
01/05/2025

Tsy mitsahatra manome fahafaham-po ho anareo mpanjifa izahay 🥰

🔥🔥Couleurs vaovao be 🔥🔥
🤩🤩Semi-coton 160gr 🤩🤩
- Bois de rose 🎨
- Bleu océan 🎨
- Aubergine 🎨

Mbola misy 33couleurs hafa ankoatra ireo 🌈
Tél: 0349153552 📞
Toerana: Ambodin’Isotry tsena 📍
Mandefa any amin’ny faritra isan’andro ka aza misalasala miantso 📦

Tonga indray izahay miaraka amin’ny arrivage manja be 🥰❤️ Mety tsara amin’izao fidiran’ny ririnina izao 😍❤️🔥🔥 Jogging co...
30/04/2025

Tonga indray izahay miaraka amin’ny arrivage manja be 🥰❤️ Mety tsara amin’izao fidiran’ny ririnina izao 😍❤️
🔥🔥 Jogging coton 100% 🔥🔥
🔥🔥250gr🔥🔥
32.000Ar/kg
14.000Ar/m
🎨 Couleurs disponibles 🎨
🟤🟢🟣 Blanc, Noir, Rouge, Grenat, Beige, Bleu marine, Jaune d’or, Gris 🔴🟡🔵

Ankoatra izay dia mivarotra ihany koa izahay :
- Benares coton 160gr/170gr/180gr 🌈
- Piqué coton/polycoton 🌈
- Benares polycoton 160gr/115gr 🌈
- Adidas (survêtement) 🌈
- Maillot/maillot piqué 🌈
- Polaire 🌈
Toutes couleurs, quantité izay ilainao ✨
Toerana : Ambodin’Isotry tsena 📍
Tél : 0349153552 📞
Mandefa amin’ny faritra isan’andro 📦

Ity ary ilay nandrasanareo efa ela 🥰 Arrivages Piqué 100%coton blanc 260gr amin’ilay qualité efa hainareo mpanjifa 😄🔥🤩 2...
08/04/2025

Ity ary ilay nandrasanareo efa ela 🥰

Arrivages Piqué 100%coton blanc 260gr amin’ilay qualité efa hainareo mpanjifa 😄

🔥🤩 2,60m de large be izao 🤩🔥
🔔 Amin’ny vidiny mirary hatrany 🔔

Quantité illimitée 🛍️
Tongava ety an-tsena na antsoy ny laharana 0349153552 📞

24/03/2025

Benares semi-coton toutes couleurs 🥰🌈

Tongava manjifa fa prix fournisseur direct foana ny antsika 🥳🛍️

Toerana : Ambodin’Isotry kianjan’i Rafalimanana 📍
Tél : 0349153552 📞

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 16:45
Tuesday 07:00 - 16:45
Wednesday 07:00 - 16:45
Thursday 07:00 - 16:45
Friday 07:00 - 16:45
Saturday 07:30 - 16:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ritchie Textiles posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share