25/12/2025
Bonsoir daholo 🥰
• Nanao ahoana ny journée anareo androany ?
Mitohy miasa isika rapitso ; efa any @ livreur daholo ny colis anareo livrena demain ny tsy vita omaly ireny koa dia rapitso daholo ☺️
📩 Rapitso mihitsy izahay vao manomboka mamaly ny MP anareo ao 🪭
🎊 Misy LIVE isika demain an ! 🎀