Atelier crochet Joel'ART

Atelier crochet Joel'ART Atelier de production des produits artisanaux en raphia❤

🥰hey,hey🥰elaela izay isika tsy nitafatafa teto  e?🥺ndao ndray aza fa hiverina hizara izay mahasoa eto  izahay e😉
27/10/2025

🥰hey,hey🥰
elaela izay isika tsy nitafatafa teto e?🥺ndao ndray aza fa hiverina hizara izay mahasoa eto izahay e😉

Salama e😘malalaka indray ny atelier crochet Joel'Art sy ny ekipany hoanareo mitady fournisseures azo atokisana sy tsara ...
29/04/2025

Salama e😘malalaka indray ny atelier crochet Joel'Art sy ny ekipany hoanareo mitady fournisseures azo atokisana sy tsara kalitao an😁❤izay manana production maro be any dia tongava mp😘

𝐋'𝐀𝐫𝐭𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚𝐭 𝐝𝐮 𝐂𝐫𝐨𝐜𝐡𝐞𝐭 𝐞𝐧 𝐑𝐚𝐩𝐡𝐢𝐚 : 𝐔𝐧 𝐓𝐫𝐚𝐯𝐚𝐢𝐥 𝐝𝐞 𝐏𝐚𝐭𝐢𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐞𝐭 𝐝𝐞 𝐏𝐫é𝐜𝐢𝐬𝐢𝐨𝐧🥰♻️ Le travail de l'artisanat, en particulier c...
30/01/2025

𝐋'𝐀𝐫𝐭𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚𝐭 𝐝𝐮 𝐂𝐫𝐨𝐜𝐡𝐞𝐭 𝐞𝐧 𝐑𝐚𝐩𝐡𝐢𝐚 : 𝐔𝐧 𝐓𝐫𝐚𝐯𝐚𝐢𝐥 𝐝𝐞 𝐏𝐚𝐭𝐢𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐞𝐭 𝐝𝐞 𝐏𝐫é𝐜𝐢𝐬𝐢𝐨𝐧🥰

♻️ Le travail de l'artisanat, en particulier celui du crochet en raphia. 💼👒, demande beaucoup de patience, de savoir-faire et de précision. Chaque pièce est le fruit d’un travail minutieux, où la qualité et le temps investis sont essentiels🥰.
C’est pourquoi les prix sont proportionnels à la qualité du travail💸 et à la durée nécessaire pour créer chaque article.

♻️ L’artisanat n’est pas seulement une production, c’est une véritable œuvre faite à la main, pleine de passion et de dévouement😊

🙏 Nous attendons vos commandes avec professionnalisme et vous garantissons une livraison soignée et rapide. ✨
☎️ Contactez-nous dès aujourd'hui pour découvrir nos produits et passer votre commande ! ( +26134 85 291 72 )
📩 Message privé ou via notre page pour plus d’informations😘

🌸 Bienvenue sur l' Atelier crochet Joel'ART ! 🌸♻️ Vous cherchez des créations uniques et faites main en raphia ?🥰 Ne che...
28/01/2025

🌸 Bienvenue sur l' Atelier crochet Joel'ART ! 🌸

♻️ Vous cherchez des créations uniques et faites main en raphia ?🥰 Ne cherchez plus ! Chez Joel'ART , nous nous spécialisons dans la conception de sacs, chapeaux et autres accessoires en raphia, alliant élégance, qualité et savoir-faire artisanal😊

💯 Chaque pièce est réalisée avec soin et passion, pour vous offrir des créations qui ajoutent une touche de style et de raffinement à votre quotidien. 💼👒

🔹 Pourquoi choisir Joel'art ?🤔

✅ Des créations 100% artisanales

✅ Une expertise en crochet et raphia

✅ Des modèles originaux et personnalisables

✅ Un service client à l’écoute et un suivi de qualité😉

🙏 Nous attendons vos commandes avec professionnalisme et vous garantissons une livraison soignée et rapide. ✨

☎️ Contactez-nous dès aujourd'hui pour découvrir nos produits et passer votre commande ! ( +26134 85 291 72 )

📩 Message privé ou via notre page pour plus d’informations😘

Miarahaba e🥰Miverina malalaka indray ny AAtelier crochet Joel'ARTsy ny ekipany manomboka ny lundi 27/01/2025😊Afaka mandr...
21/01/2025

Miarahaba e🥰
Miverina malalaka indray ny AAtelier crochet Joel'ARTsy ny ekipany manomboka ny lundi 27/01/2025😊
Afaka mandray commandena productions satroka, sac, pochette,.... vita izahay❤️araky ny efa fantatry ny maro dia fanajana refy sy qualité ana maille no tena mampiavaka anay ankoatran'ny date de livraison precis tsara🥰
Aza tara ary ra manana production maika ianareo e❤️✨

Hey😍182 sacs +27 chapeaux ny fitambaran'ny commande voaray sy nataonay livraison  taminareo clients ny  05 Aogositra hat...
11/09/2024

Hey😍182 sacs +27 chapeaux ny fitambaran'ny commande voaray sy nataonay livraison taminareo clients ny 05 Aogositra hatramin'ny androany 11 septambra ❤️Afa-po daholo ianareo dia faly be izahay😍 Mankasitraka indrindra tompoko dia manantena ny hiverenanareo indray❤️


Hey😍Ahoana ianareo  bandoulière manja be ity😍❤️35.000ar fotsiny dia afaka manao commande azy😘😍Tao anaty buss 159 andeha ...
26/07/2024

Hey😍
Ahoana ianareo bandoulière manja be ity😍❤️35.000ar fotsiny dia afaka manao commande azy😘
😍Tao anaty buss 159 andeha ho eny 67Ha ny mpanao livraison ato amin'ny 𝓐𝓽𝓮𝓵𝓲𝓮𝓻 𝓬𝓻𝓸𝓬𝓱𝓮𝓽 𝓙𝓸𝓮𝓵'𝓐𝓻𝓽 (madame Joella ihany😂) t@maraina dia nahita tovovavy manjakely nitondra ity bandoulière ity miaraka @ étiquette JOEL'ART (couleur vert Kakii)faly kely ny tenako nahita azy 😍raha tsy tao anaty buss aho tena nitabataba niantso azy🤪 tena hoe manja anie izy miaraka bandoulière e ❤️
Raha mahita ity publication ity ianao ka manao coucou miaraka dia omenay cadeau mamy kely😉😘
Zay fa miandry commande zany izahay😘



Salama e😍   🔐 Ho anareo Orinasa na olon-tsotra manana production momban'ny 𝓪𝓻𝓽𝓲𝓬𝓵𝒆𝓼 𝒆𝓷 𝓻𝓪𝓹𝓱𝓲𝓪 dia faly mampahafantatra a...
17/07/2024

Salama e😍
🔐 Ho anareo Orinasa na olon-tsotra manana production momban'ny 𝓪𝓻𝓽𝓲𝓬𝓵𝒆𝓼 𝒆𝓷 𝓻𝓪𝓹𝓱𝓲𝓪 dia faly mampahafantatra anareo izahay fa afaka mandray ny commandenareo tsara ny Atelier crochet Joel'ART sy ny ekipanay🥰 (Na quantité na qulaité , izay ilainao mihintsy😊)

🔐Ny 𝓺𝓾𝓪𝓵𝓲𝓽𝒆́ sy 𝒇𝓲𝓷𝓲𝓽𝓲𝓸𝓷 moa no tena isany mampiavaka anay atelier maro😉
✍️Manasa anao ary handefa mp na hafatra miafina raha misy mahaliana anao😘

❤️😊𝓲𝓷𝓼𝓹𝓲𝓻𝒆́ 𝓹𝓪𝓻 𝓵𝓪 𝓷𝓪𝓽𝓾𝓻𝒆 , 𝓬𝓻𝒆́𝒆́ 𝓪𝓿𝒆𝓬 𝓹𝓪𝓼𝓼𝓲𝓸𝓷❤️😊


coucou😍Marobe ny clients sy ny visiteurs nandalo teny  izay nandraisanay anajara no niteny hoe "tsara finition be ny asa...
16/06/2024

coucou😍
Marobe ny clients sy ny visiteurs nandalo teny izay nandraisanay anajara no niteny hoe "tsara finition be ny asanareo"mamiiii❤tena iangaliana sy andaniana fotoana tsara ny anay ato amin'ny Atelier crochet Joel'ART ny resaka finition😋
Miarary alahady mahafinaritra hoatsika rehetra oh❤




coucou daholo!Toy izao izahay ato Atelier crochet Joel'ARTrehefa ilay hamarana entana ampidirina anaty carton iny!😍diovi...
14/06/2024

coucou daholo!
Toy izao izahay ato Atelier crochet Joel'ARTrehefa ilay hamarana entana ampidirina anaty carton iny!😍diovina tsara aloha ny asa hafapo be ny clients!
Mandray commande izahay an!sac na satroka fini na semi-fini dia afaka ataonay avokoa quantités ilainareo❤
Bonne nuit daholo😍😘


Address

Tetezana TVplus(by Pass)
Antananarivo

Telephone

+261348529172

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Atelier crochet Joel'ART posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Atelier crochet Joel'ART:

Share