Ta.Ma.Fi Toamasina

Ta.Ma.Fi Toamasina Vous servir, c'est notre métier

💐 Miarahaba antsika vehivavy rehetra amin’ity Andro iraisampirenena ho an’ny vehivavy ity!⭐ Vehivavy Malagasy, hery sy f...
08/03/2026

💐 Miarahaba antsika vehivavy rehetra amin’ity Andro iraisampirenena ho an’ny vehivavy ity!
⭐ Vehivavy Malagasy, hery sy fanilo ho an’ny firenena!
❤️ Tsarovy foana: ianao mahery, mendrika, ary tsy azo atao ambany!

✨ Andro iray hanehoana ny hery, ny fahendrena, ary ny hatsaram-pon’ny vehivavy Malagasy.
👑 Vehivavy matanjaka = Fianakaviana matanjaka = Firenena matanjaka.

🎊Amin' izao faha 7 taona nijorohan'ny fikambanana izao🎊👉 dia misokatra ho anareo izay manampikasana ny hiditra ho mpikam...
23/10/2025

🎊Amin' izao faha 7 taona nijorohan'ny fikambanana izao🎊
👉 dia misokatra ho anareo izay manampikasana ny hiditra ho mpikambana vaovao ny fikambanana
➡️ 034 22 517 13

02/02/2025
Ny olona mahay dia tsy very mandeha.Ka araraoty,  .*Daty :   et  .*Toerana :    .* Sarany Formation : 30.000 Ar/module*I...
01/02/2025

Ny olona mahay dia tsy very mandeha.
Ka araraoty, .
*Daty : et .
*Toerana : .
* Sarany Formation : 30.000 Ar/module
*Inscription : MP ou 034 68 125 50
.

Address

Isotry Antomadinika
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ta.Ma.Fi Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share