DE-FI Fashion

DE-FI Fashion Vente et Personnalisation des vêtements marques

Afrobasket Qualifiers 2025 au palais des sports Mahamasina 🏀Ndao tohanana ny équipes TSIKA 🤸 Ahy , Anao, ANTSIKA ny ANKO...
21/02/2025

Afrobasket Qualifiers 2025 au palais des sports Mahamasina 🏀

Ndao tohanana ny équipes TSIKA 🤸 Ahy , Anao, ANTSIKA ny ANKOAY👈

Ndao hampitovy loko MBA hanohanana ny antsika 🥰

Tee-shirt: noir , blanc , rouge
Prix: 25.000ar

Contact direct : 0388581639 na MP ato amin'ny page.

Tandremo sao tara fa manomboka rahariva ny baolina aa Mbola manana 2 Andro isika hampitoviana eee 🏀

Arrivage vaovao be oh😍 Mahafaly anay ato amin'ny DE-FI Fashion ny manolotra anareo indray ireto arrivage tsara be ireto ...
25/11/2024

Arrivage vaovao be oh😍 Mahafaly anay ato amin'ny DE-FI Fashion ny manolotra anareo indray ireto arrivage tsara be ireto indrindra ho an'ireo pikifa basket🏀 eny fa nadia olon-tsotra aza dia afaka mankafy azy ihany koa⚽️🏈⚾️🎱🤣

Koa aza misalasala ary mandefa hafatra miafina (MP direct) ato amin'ny pejy na miantso mivantana raha misy mahaliana anao 038 85 816 39 😁

Mirary dia mirary ny prix satria dia, −30% BE IZAO IZY ANKEHITRINY.

Prix: 25000AR

Kapakapa Moraa beeeee😍🎉🎉Disponible ato am DE-DE-FI Fashion😘Prix:15000ar Fotsiny izay rehatra hutanao eo😊Livraison Tana/P...
07/12/2023

Kapakapa Moraa beeeee😍🎉🎉
Disponible ato am DE-DE-FI Fashion😘
Prix:15000ar Fotsiny izay rehatra hutanao eo😊
Livraison Tana/Provinces
Contact:0388581639

Ensemble disponible ato am DE-FI Fashion💜🎉🎉30000ar détail25000ar gros (+2)Afaka mandef mp directNa miantso:0388581639Liv...
05/12/2023

Ensemble disponible ato am DE-FI Fashion💜🎉🎉
30000ar détail
25000ar gros (+2)
Afaka mandef mp direct
Na miantso:0388581639
Livraison Tana/Provinces

Coucou mes amours😍😍🌸Efa iny re aaa😁😊😘De maika eri aki nareo ouu😁😅Fa rah mba calme ee😂😂Pantalon:25000arEnsemble:40000arPr...
28/11/2023

Coucou mes amours😍😍🌸
Efa iny re aaa😁😊😘
De maika eri aki nareo ouu😁😅
Fa rah mba calme ee😂😂
Pantalon:25000ar
Ensemble:40000ar
Prix de gros ensemble 35000ar.
Contact:0388581639
Alefffaaa aaaa😍😍🎉🎉

25/11/2023
Manja2 fona oa ref miarak@ DE-FI Fashion eee😍🎉Zany ndray aryy ny Nouuvvv ee😁🌸30000ar détail25000ar gros(+2)Tél:038858163...
25/11/2023

Manja2 fona oa ref miarak@ DE-FI Fashion eee😍🎉
Zany ndray aryy ny Nouuvvv ee😁🌸
30000ar détail
25000ar gros(+2)
Tél:0388581639
Livraison:Tana/Provinces

Alefaso commande tso tara ein😊😊Prix:30000arGros:25000arTél:0388581639Livraison:Tana/Provinces
23/11/2023

Alefaso commande tso tara ein😊😊
Prix:30000ar
Gros:25000ar
Tél:0388581639
Livraison:Tana/Provinces

Mbola dispo daoly reo amzao😊Aingana fa vitsy2 sisa ato🌸Mp direct0388581639Livraison Tana/ProvincesPrix:35000arGros:30000...
23/11/2023

Mbola dispo daoly reo amzao😊
Aingana fa vitsy2 sisa ato🌸
Mp direct
0388581639
Livraison Tana/Provinces
Prix:35000ar
Gros:30000ar

Elaela nangingina izay ny page ee😑😢 Mbola niketrika vokatra vaovao be ho anareo mpajifa eee😁😊Masaka ary zao ny nahandro😁...
23/11/2023

Elaela nangingina izay ny page ee😑😢
Mbola niketrika vokatra vaovao be ho anareo mpajifa eee😁😊
Masaka ary zao ny nahandro😁
Dia manasa anareo handray anjara ô😊😊

Ensemble Lamody be 😍
35000Ar ny details
30000Ar ny en gros🎉
Livraison Tana dia mandefa any amin'ny faritra ihany koa😊

Tel: 0388581639 na mandefasa mp direct DE-FI FashDE-FI Fashion

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261388581639

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DE-FI Fashion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to DE-FI Fashion:

Share