20/01/2024
Miarahaba anareo mpanjifa hajaina,
Miezaka manome ny tsara hatrany amin’ny lafiny zaitra amin’ny alalan’ny zaitra tsara sy ny “finition” raitra ny eto amin’ny pejy ka mametraka fepetra ny tolotra miaraka amin’izany.
Ety am-boalohany dia tsara ny manamarika fa tokana ihany ny laharan’ny pejy dia ny 034.87.220.01
Isaorana indrindra ny mpanjifa hatrany.
Ireto ny fepetra mba hampirindra ny fifanakalozana atao rehetra eto amin’ny pejy :
1. Rehefa voasafidy ny lamba ho vidiana dia afaka mandefa hafatra miafina na afaka miantso ny laharana eto amin’ny pejy avy hatrany mba hamandrihana azy
2. Mety kokoa ny mandefa sarin’ilay akanjo na ny « Références » an’ilay izy rehefa mandefa hafatra miafina
3. Ny entana dia afaka alaina ary aterina fa ny aterina kosa dia misy sarany •Ho an’ny eto Antananarivo: dia 3.000-5.000 ariary raha eto Antananarivo ville ary miankina amin’ny halavirany ny manodidina •Ho an’ny any amin’ny faritany: afaka alefa amin’ny taxi-brousse na “Service rapide” kosa raha any amin’ny faritany fa an’ny mpanjifa ny mandoa ny saran’izang
4. Ny lamba dia azo andramana daholo fa mba tandrovina ny fahadiovany raha toa ka fotsy na mazava ny lokony
5. Raha tsy alaina ilay lamba dia averina eo noho eo ihany miaraka amin’ny mpanatitra azy ihany no afaka amerenana azy
6. Rehefa mamerina ny lamba dia mandoa ny saran’ny fanaterana ihany
7. Afaka aterena na alalahina ihany koa tsy misy sarany raha eo noho eo ihany dia misy anamboarana ny lamba, marihina fa tokony resahina amin’ny fotoana anaterana azy ny fanamboarana mila atao amin’ilay lamba
Nos salutations à notre aimable clientèle,
Nous tenons à offrir à la clientèle des tenues de qualité avec un travail bien fait et bien sûr une finition impeccable. En plus de cela, nous avons mis en place les conditions générales suivantes pour la vente.
En guise de remarque, il y a lieu de préciser que la page n’a qu’un seul et unique numéro téléphonique qu’est le 034.87.220.01
Nous vous remercions déjà de votre soutien à notre activité.
Les conditions générales de vente et des services fournis par la page sont les suivantes:
1. Du choix de l’article, à l’issu du choix de l’article, vous pouvez directement envoyer un message privé à la page ou appeler le numéro fourni
2. Lorsque vous avez trouvé votre choix, il serait préférable d’envoyer la capture d’écran/la photo par Message privé ou mentionner la référence/désignation de l’article dans le Mp
3. •Sur Tanà: Vous pouvez récupérer l’article et nous pourrons vous faire la livraison, dans le 2ème cas, le coût variera de 3.000 (sur Tanà ville) à 5.000ar selon la distance en périphérie •En province: le colis serait envoyé par taxi-brousse ou service rapide dont le coût serait à la charge de la clientèle
4. L’essai de la tenue est autorisé mais au cas où le tissu est d’une couleur blanche ou claire, de ce fait, la clientèle est priée de prendre en compte de cela en sauvegardant sa propreté
5. En cas de désistement ou d’inconvénience par rapport à l’article, la clientèle peut retourner l’article seulement après essayage au moment de la livraison ou de la récupération
6. Dans la cas du précédent propos, la clientèle devrait payer le frais de livraison
7. Concernant la rectification, nous pouvons rectifier l’article au moment de livraison, elle serait gratuite à la discussion au moment de livraison