10/12/2025
Salama daholo nareo abonné. Mialatsiny amin'ireo message tsy voavaly fa tena victime tamin'ny fanagadrana tsy ara-drariny ny admin(ny tenako) ka tsy afaka namaly anareo mihintsy 🙏
Efa miverina miasa amzay tsika zao ary tsy miova ny kalitao fa miatsara aza .
Mamerina ny fialantsiny zareo a!