Mi-Tsiky tsena

Mi-Tsiky tsena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mi-Tsiky tsena, Apparel & Clothing, Antananarivo.

26/06/2023
24/06/2023

🍉🍉🍉🍉🍉

Tsara ho fantatra 😊
20/06/2023

Tsara ho fantatra 😊

Sometimes it takes a good fall to really know where you stand.  Hayley Williams
18/06/2023

Sometimes it takes a good fall to really know where you stand. Hayley Williams

Alefa 💪💪💪
15/06/2023

Alefa 💪💪💪

❤️❤️❤️
14/06/2023

❤️❤️❤️

13/06/2023

Te hanao zezika bokashi compost. Aiza no ahitana na misy mivarotra ilay EM demarreur bokashi?

Hizara fikafika kely fanosorana zezika hoan ny maman te  hanalava volo isika androany. Ny fampiasana ity tavohangy kely ...
12/06/2023

Hizara fikafika kely fanosorana zezika hoan ny maman te hanalava volo isika androany.
Ny fampiasana ity tavohangy kely ity (applicateur) d'huile no andeha resahintsika

Asiana menaka mavesatra na huile pousse (moutarde, ricin, fenugrec, sns...) sy/ na huile macérée pousse ireny (oignon, ail, gingembre girofle,romarin...) izay ananantsika sy tiantsika ao anatiny zay tiantsika.

Alohan' ny anosorana ny menaka amin odi-doha dia tsara raha manao "massage cranien" 5mn aloha mba ho voatroka tsara lay menaka ho hosorana aminy avy eo.

Dia bangoina tsara ny volo hiala ny raotra.

Dia soritina tsikelikely ny volo dia iny no anosorana ny menaka -doha rehetra.

Ny fampiasana an ty tavohangy ty dia mandrakotra na" mi-recouvrir" koakoa ny faritra ny odidoha raha hoarina @ izy osorana tanana tsotra.

Vita zay dia hosorana menaka hafa (coco, amande, argan,avocat, olive...) ny tahom-bolo.

Fonosina papier film na sachet dia efa mety. Asiana satroka ba eo amboniny.

Avela ilona adin 2 eo , adin ny 4 raha be indrindra dia sasana toy ny mahazatra ny volo avy eo.

Eny @ mpivarotra tavohangy eny misy azy @ vidiny mirary sasana tsara sy ampangotrahana tsara fotsiny.
Ato am fb ian kou mety misy mivarotra

Manteaux
11/06/2023

Manteaux

Jean mafana
11/06/2023

Jean mafana

Capuchon
11/06/2023

Capuchon

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-Tsiky tsena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share