Crocs'art

Crocs'art Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Crocs'art, Apparel & Clothing, Antananarivo.
(1)

🚨‼️ TOROHEVITRA MANOLOANA IZAO TRANGA MAMPALAELO izao ary Ampianaro ny olona akaiky anao  izay mampiasa finday ‼️🚨👇✅Acti...
07/07/2026

🚨‼️ TOROHEVITRA MANOLOANA IZAO TRANGA MAMPALAELO izao ary Ampianaro ny olona akaiky anao izay mampiasa finday ‼️🚨👇

✅Activéo ny appels d'urgence ao amin'ny findainao raha toa ka tsy maintsy ivoky ny trano mba hanairana ny fianakaviana sy mora i-localiséna anao raha sanatria ka tra-doza 🚨
Misy daholo ny finday rehetra, dia ireo ambany ireo ny torolalana :
- Midira ao amin'ny réglage
- Midira ao amin'ny "𝗔𝗽𝗽𝗲𝗹𝘀 𝗱'𝘂𝗿𝗴𝗲𝗻𝗰𝗲"
- Activéna ilay "𝗔𝗽𝗽𝗲𝗹 𝗮𝘃𝗲𝗰 𝟱 𝗮𝗽𝗽𝘂𝗶𝘀"
- Ampidiro ny contacts an'olona izay akaiky anao indrindra
- Ary désactivéna ilay "𝗦𝗼𝗻 𝗱𝗲 𝗰𝗼𝗺𝗽𝘁𝗲 𝗮̀ 𝗿𝗲𝗯𝗼𝘂𝗿𝘀".
- Aza adino ny manisy crédit kely foana ao anaty finday.

✅Ka raha sendra traha-doza dia izao ny atao sy ny zava miseo :
- Vao iharan-doza, dia kitio in-dimy fotsiny ny bouton latéral eo amin'ny finday "𝗜𝗹𝗮𝘆 𝗯𝗼𝘂𝘁𝗼𝗻 𝗣𝗢𝗪𝗘𝗥 araky ny filazatsika azy"
- Manao appel d'urgence tampoka ilay finday miantso sy mandefa message fa en danger ⚠️ ianao amin'ireo contactenao ireo izay nampidirina
- Ary mandefa ny localisation misy anao automatique ilay finday amin'ireo havanao, satria moa ny finday rehetra misy GPS daholo.

🦒 ⭕
15/06/2026

🦒 ⭕

Modèle SQUID GAME 🔷⭕🟪
15/06/2026

Modèle SQUID GAME 🔷⭕🟪

❤️✨Coucouuuuu ✨❤️Aleo asiana Cartable Tigre Kely🐯🐅 ndray hoan'le zazakelin'tsika 📍✨Mety amin'ny ankizy 2 Taona hatramin'...
09/06/2026

❤️✨Coucouuuuu ✨❤️

Aleo asiana Cartable Tigre Kely🐯🐅 ndray hoan'le zazakelin'tsika
📍✨Mety amin'ny ankizy 2 Taona hatramin'ny 6 Taona izy ty
📍Mafy tsara koa an✨
💸Sady mora be satria 20.000Ar monja

🚨🗨️Mp pour commander
📦Mandefa any amin'ny Faritra

🚨AZA ADINO M'SUIVRE NY PAGE 🚨

📍📦Mandefa any amin'ny Faritra ko zahay an!!💬Afaka Mandefa commande en MpManao livraison eto Tana ihany ko🚨Aza adino mana...
04/06/2026

📍📦Mandefa any amin'ny Faritra ko zahay an!!

💬Afaka Mandefa commande en Mp
Manao livraison eto Tana ihany ko

🚨Aza adino manaraka ny page 🤗

🚨🚨Cartable pour enfants 🎒Pas plus de 30.000Ar 📍Manao livraison 📍Mp commande         Vente cache
31/05/2026

🚨🚨Cartable pour enfants 🎒
Pas plus de 30.000Ar

📍Manao livraison
📍Mp commande




Vente cache

15/05/2026

Coucou 🥰🥰
🚨Efa misy cartable dispo an!!
💸Sady mora be daholo

21/04/2026

📌À très bientôt 📌Crocs'art Vente cache

🚨 ATTENTION 🚨Misy zavatra tsara be ho avy ato amin’ity page ity…🎒 Ho an’ny ankizy 💥 Kalitao tsara 💰 Vidiny mora⏳ Hivoaka...
19/04/2026

🚨 ATTENTION 🚨
Misy zavatra tsara be ho avy ato amin’ity page ity…
🎒 Ho an’ny ankizy 💥 Kalitao tsara 💰 Vidiny mora
⏳ Hivoaka tsy ho ela…
👉 Suivez ny page dia maharaka vaovao 🎊🎊


Crocs'art

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Crocs'art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share