27/12/2023
Salama Daholo oooo
Ho fanomezana fahafampo antsika amty faran'ny taona izy dia hanao liquidation ny entana rehetra izahay rahampitso Alakamisy manomboka amin'ny 9h maraina.
CARDIGAN , KIRARO ary POKETRA no ho ataontsika liquidation amin'izany
Ho atao ventes aux enchères ny entana rehetra ka ireto avy ny conditions antsika amin'izany :
- misy prix de départ ny articles tsirairay ( manomboka amin'ny 1000Ar )
- mande par tranche de 500 Ar ny enchères
- mifarana amin'ny 19h ny enchères ary izay prix ambony indrindra mazava ho azy no mahazo ny articles
Afaka récupérena aty Ampefiloha ny entana ary misy koa ny livraison à partir de 10.000Ar d'achat ary misy frais de livraison
Antsoy ny namana ary fa misy cadeau eny antsefatsefany eny ho ani'zay mividy.
JEUDI à partir de 09h no mivôka eto amin'ny page ny articles tsirairay
PS : ny enchères en commentaires ihany no pris en compte. Merci :)