06/07/2026
๐ BEPC 2026
โจ Minoa ny ezaka nataonao, ary mandehana amim-pahatokiana. โจ
Amin'ity herinandro ity, miatrika dingana lehibe ireo mpianatra manerana an'i Madagasikara.
Tadidio fa tsy ny fanadinana ihany no mandrefy ny lanjanareo, fa ny faharetana, ny finiavana ary ny ezaka nataonareo nandritra izay fotoana rehetra niomanana izay.
Aza avela hanjaka ny tahotra. Soloy finoana, fahatoniana ary fahasahiana izany. Vakio tsara ny fanontaniana, matokia ny tenanareo, ary ataovy amim-pitoniana ny ezaka tsara indrindra vitanareo.
๐ Mirary hery, fahendrena ary fitarihan'Andriamanitra ho anareo rehetra. Enga anie ny vokatry ny ezaka nataonareo hitondra hafaliana ho anareo sy ny fianakavianareo.
Mairary fahombiazana ho an'ireo hiatrika ny fanadinana BEPC 2026! ๐ฒ๐ฌ
HTias Co, CoM-MoDe
Mitafy Fanahy, Mitondra Hafaliana.