05/12/2023
▶Salama daholo indray isika rehatra mpankafy ny "short sy pallazo" vokarin'i Ta&No styles 🖐️😊
▶Efa mafana izao ny andro 🌞🌞 ary efa akaiky ny fety, 🎄🎄 ireto ny tolotra vaovao novokarinay afaka atao cadeaux hoan'ny vady, zanaka, fianakaviana, sns...
▶ vaovao daholo ny entana varotanay no sady tsara qualité no vita malagasy ary100% coton👖
▶ tsy novaina ny prix fa natao mora sy mirary hatrany
▶ ny short dia 15.000Ar (75.000fmg)😮
▶ ny pallazo kosa dia 25.000Ar (125.000fmg) fotsiny
👉 Taille M et L avokoa ireo shorts sy pallazo disponible ireo ary misy natokana ho an'ny ankizy koa ao efa voasoratra @ sary ao, koa inona ary no iandrasana fa apetraho ny commandenao 😀😀
▶ Afaka miantso ny 0349494152 na 0348415772 koa ianao na mandefa mp direct raha toa ka mahaliana anao ny entanay 📲📲
👉 Afaka manao livraison koa izahay 3.000Ar ny frais raha eto am centre ville ny toerana ary afaka mandefa @ faritra ihany koa 🚗