Mouta Kely

Mouta Kely Des beaux vêtements de bébés et enfants à bas prix et de qualité

26/10/2023

Chaque moment partagé est une graine de bonheur semée dans le cœur de votre enfant. 🌱💖

17/10/2023
11/10/2023

Andao hanao gâteau ! 😍

🏘️Ny "intelligence spatiale" indray no ho resahantsika androany🗼Izy io dia ananan'ny olona tia mamolavola zavtra an'erit...
09/10/2023

🏘️Ny "intelligence spatiale" indray no ho resahantsika androany

🗼Izy io dia ananan'ny olona tia mamolavola zavtra an'eritreritra ary mamoaka izany ho zavatra hita maso: sary (dessin, photographie), sary sikotra, ...

👀Manana fitadidiana amin'ny alalan'ny maso (mémoire visuelle) ireo olona manana azy io. Tia mandamina, manaingo, manao sary. Mora mahay kokoa amin'ny alalan'ny sary.

🗽Ny zaza manana "intelligence spatiale" matetika dia lasa: mpanao hosodoko, sary sikotra, architecte, styliste, decorateur, ...

Mba hampitomboina io "intelligence" io dia:
- ampanaovina "jeux de construction" (legos, blocs)
- ampilalaovina puzzle, casse-tête
- ampanaovina dessin sy coloriage
- sy ny maro hafa (maquette, plan, ...)

Mirary soa o!

🗣️Ny "Intelligence verbo-linguistique"🎤💬Io koa ankoatra ny "intelligence logico-mathematiques" dia trandrahina any am-pi...
08/10/2023

🗣️Ny "Intelligence verbo-linguistique"🎤

💬Io koa ankoatra ny "intelligence logico-mathematiques" dia trandrahina any am-pianarana. Izay manana azy io indray dia manan-talenta manokana amin'ny resaka sy teny. Mahay mandahatra teny, miady hevitra, mitantara zavatra. Mora mahay izy rehefa mamaky na manoratra.

📜Ny ankizy manana "intelligence verbo-linguistique" dia matetika lasa "poète, écrivain, journaliste, avocat, traducteur, ..."

📑Mba hampitomboina io "intelligence" iray io dia:
- zarina hamaky boky sahaza ny taonany sy ny zavatra tiany ny zaza.
- iresahana izy ary asaina manazava ny heviny
- ampiana izy ho tia manoratra ( tononkalo, haisoratra, journal intime, ...)
- manao kilalao soratra sy teny (ankamantatra, mots croisés, jeux de mots, ...)

Mirary soa o!

➖Ny "intelligence logico-mathematiques"➕➗Io dia fananana fahaizana mikirakira marika sy mamaha olana amin'ny alalan'ny l...
06/10/2023

➖Ny "intelligence logico-mathematiques"➕

➗Io dia fananana fahaizana mikirakira marika sy mamaha olana amin'ny alalan'ny logique. Io matetika no andrefesan'ny olona ny fahaizan'ny olona iray. Io ko no tena ampitomboina any an-tsekoly.

1️⃣Raha betsaka kokoa io "intelligence" io ao amin'ny zanakao dia mahazo vahana izy amin'ny fikirakirana marika (calcul) sy lojika, (logique). Tia manao kilalao mampiasa saina, tia manavaka, mandahatra, mandinika ny anton'ny zavatra iray.

2️⃣Ny zaza manana an'io matetika dia lasa "ingénieur, médecin, économiste, financier, ..."

3️⃣Ohatra amin'ireo lalao azo atao hampitomboina io "intelligence logico-mathematiques" io:
- mandahatra araka ny loko, ny paoziny, ny halebeny ( tri par couleur, forme, grandeur)
- manao echec, soduko, chasse aux trésors, monopoly, ...

Mirary soa o!

Misy karazany maro hono ny "intelligence" araka ny hita eo amin'ny sary. Ananan'ny olona tsirairay ireo fa ny habetsahan...
05/10/2023

Misy karazany maro hono ny "intelligence" araka ny hita eo amin'ny sary.

Ananan'ny olona tsirairay ireo fa ny habetsahany no tsy mitovy. Arakaraky ny "intelligence" manan-danja betsaka ananao izany no zavatra tena manavanana anao.

Tsy voatery izany hoe tsy mahazo naoty tsara ny zanakao any am-pianarana dia tena bado izy izany fa mila ezaka mafimafy kokoa izy mihoatra amin'ny hafa amin'iny taranja iray iny. Tsy maintsy misy kosa anefa zavatra hafa manavanana kokoa azy ao. Dia izay ilay mila trandrahana mba ho entiny amin'ny fiainana.

Ho resahintsika eto ihany ireo karazana "intelligence" ireo.

Ahoana ny hevitrao?

08/07/2023
!! Vacance : Attention à l'addiction aux écrans !!
04/07/2023

!! Vacance : Attention à l'addiction aux écrans !!

Cc les mamans! Akanjo mafatifaty kely ho an zazah reto ô! 😍Mividy 2, livraison gratuit !
28/06/2023

Cc les mamans! Akanjo mafatifaty kely ho an zazah reto ô! 😍
Mividy 2, livraison gratuit !

Tratry ny asaramanitra e!
26/06/2023

Tratry ny asaramanitra e!

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mouta Kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share