Les femmes et ses chaussures

Les femmes et ses chaussures Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Les femmes et ses chaussures, Apparel & Clothing, Antananarivo.

05/12/2023
11/06/2023

CONDITIONS GÉNÉRALES DE VENTE (CGV)

Ny CGV dia mihatrà amin'izay entana rehetra amidinay eto amin'ny pejy. Izay tsy maintsy arahina sy hifaneken'ny mpividy sy ny mpivarotra (izahay) eto amin'ny pejy.

Ny pejy Les femmes et ses chaussures dia mivarotra ny accessoires rehetra ho an'ny vehivavy, indrindra fa ny Kiraro.

1. Ny fomba hanaovana ny "achat"
Ampiana "JP" na "Je prends" ambanin'ilay article tiana ho vidiana (ao amin'ny commentaire)
Dia aveo validena ao amin'ny MP na message privé
Amin'ny alalan'ny fanomezana contact sy toerana hanaovana livraison.

Ho an'ny olona any amin'ny faritra dia mila alefa mialoha ny vidin'entana feno ary alefanay colis ny commande.
2. Mahakasika ny livraison
Izahay dia manao livraison eto Antananarivo sy ny manodidina.
Ny frais dia 3000ariary centre ville
à partir ny 4000ariary kosa ny manodidina (miankina amin'ny halavita-toerana)

Mahakasika ny any amin'ny faritra kosa dia afaka alefanay taxi brousse, na rapide service na colis expess,... Izay mahavatana ny clients.

Isaky ny livraison dia hiangaviana ny clients mba hi-verifier tsara ny entana ho vidiany. Fa aorian'ny fahalasan'ny livreur dia tsy afaka mandray ny entana intsony izahay.
Ny antony hafahanao mamerina ny entana amin'ny livreur dia ireto:
- tsy ilay entana no-commandinao no tonga aminao
- entana misy tâche na misy rovitra, defauts,...

Ho an'ny amin'ny faritra indray dia verifienay mialoha ary atao teny ierana ao amin'ny mp izany vérification izany.
3000ariary ny frais manatitra ny colis eny amin'izay safidy tianao handefasana izany.

Mila atao iray andro mialoha ny hanaovana livraison ny commande.

Raha toa ka hi-annulé commande ianao dia hampilazao adin'ny fito (7h ) mialoha izahay.

Mankasitraka anao izahay amin'ny fankatoavana izao fitsipika izao.

Raha mila fanazavana fanampiny dia aza mihafahafa manontany anay ao amin'ny hafatra miafina 💌

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les femmes et ses chaussures posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share