Chez Ma Boutik

Chez Ma Boutik TONGASOA Oh🥰

Ndao hanao retour au naturel❤️Simba vé ny volonao🥺?Tsy mety maniry mihitsy💔?Sa feno angadrano sy tapatapaka😪?🔔🔔Ireto  ny...
20/01/2026

Ndao hanao retour au naturel❤️
Simba vé ny volonao🥺?
Tsy mety maniry mihitsy💔?
Sa feno angadrano sy tapatapaka😪?

🔔🔔Ireto ny VAHAOLANA ,aza mitady lavitra intsony🔔🔔

💚SHAMPOOING NATUREL: vita avy amin'ny RAVINGOAVY, TONGOLO, ROMARIN
Tsisy vina amintsika rehetra kosa ny voka-tsoa avy amin'ireo akora ireo ho an'ny volo a:
✅ Manadio tanteraka ny odi-doha
✅ Manala ny angadrano
✅ Mampitsahatra volo mihitsana
✅ Mampaniry volo aingana

💚MASQUE CAPILLAIRE ALOE VERA:
✅ Manalefaka ny volo
✅ Mampangirana ny volo
✅ Mampaniry volo

💛 CRÈME COIFFANTE ROMARIN :
✅ Mampamadina volo
✅ Mapaniry aingana bé n'y volo
✅ Miaro ny volo

100% VITA MALAGASY, NATURALY AVOKOA🌿
Vidiny 20.000ar izy telo(3)❤️

Manao livraison partout à Madagascar🛵

Hainareo ve fa 2 en 1 ny Masque Capillaire antsika🤩? Sady afaka hanaovana Curly ny volo izy nefa sady Masque fanosotra a...
20/01/2026

Hainareo ve fa 2 en 1 ny Masque Capillaire antsika🤩?
Sady afaka hanaovana Curly ny volo izy nefa sady Masque fanosotra après Shampooing ihany koa😋
Ity ihany zany dia mahavita ny asan'ny Activateur de Boucle😊

FA Ireto indray ny voka-tsoa entin’ny Masque Capillaire ho an’ny volo:

✅Manalefaka ny volo
✅misoroka ny fihintsanan’ny volo
✅Manome hamandoana (Hydratation)
✅Mitazona ny fahasalaman’ny volo sy miaro azy amin'ny fahasimbana avy any ivelany

❌Ny Masque tsy akasika amin'ny odi-doha fa tahom-bolo ihany❌

Nataonay  an'ireo akora tsara indrindra mihitsy anie ilay SHAMPOOING NATUREL toy ny: ✅RAVINGOAVY-Manakana ny volo tsy hi...
12/01/2026

Nataonay an'ireo akora tsara indrindra mihitsy anie ilay SHAMPOOING NATUREL toy ny:

✅RAVINGOAVY

-Manakana ny volo tsy hihintsana,
-Manentana ny fitomboan'ny volo vaovao (noho ny Vitamine B sy C),
-Manala ny angadrano tanteraka

✅TONGOLO

-Ny soufre ao anatiny dia mampitombo ny volo ho lava haingana.
-Manamafy ny tahom-bolo mba tsy ho mora tapaka.

✅ROMARIN

-Mampikoriana tsara ny ra eo amin'ny hodi-doha (vokatry ny fitomboana).
-Manala ny angadrano(pellicules) sy manadio ny loha,
-Mampaniry aingana bé n'y volo

👉Ireo fangaro ireo noho izany no vahaolana feno ho an'ny volo simba : manasitrana ny hodi-doha, manakana ny fihintsanan'ny volo, ary mampitombo azy ho lava sy matevina aingana‼️‼️

Vidiny: 7.000ar 😋

Ndao hanao retour au naturel❤️Simba vé ny volonao🥺?Tsy mety maniry mihitsy💔?Sa feno angadrano sy tapatapaka😪?🔔🔔Ireto  ny...
12/01/2026

Ndao hanao retour au naturel❤️
Simba vé ny volonao🥺?
Tsy mety maniry mihitsy💔?
Sa feno angadrano sy tapatapaka😪?

🔔🔔Ireto ny VAHAOLANA ,aza mitady lavitra intsony🔔🔔

💚SHAMPOOING NATUREL: vita avy amin'ny RAVINGOAVY, TONGOLO, ROMARIN
Tsisy vina amintsika rehetra kosa ny voka-tsoa avy amin'ireo akora ireo ho an'ny volo a:
✅ Manadio tanteraka ny odi-doha
✅ Manala ny angadrano
✅ Mampitsahatra volo mihitsana
✅ Mampaniry volo aingana

💚MASQUE CAPILLAIRE ALOE VERA:
✅ Manalefaka ny volo
✅ Mampangirana ny volo
✅ Mampaniry volo

💛 CRÈME COIFFANTE ROMARIN :
✅ Mampamadina volo
✅ Mapaniry aingana bé n'y volo
✅ Miaro ny volo

100% VITA MALAGASY, NATURALY AVOKOA🌿
Vidiny 20.000ar izy telo(3)❤️

Manao livraison partout à Madagascar🛵

Address

Andavamamba
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 05:00 - 22:30
Tuesday 05:00 - 22:30
Wednesday 05:00 - 22:30
Thursday 05:00 - 22:30
Friday 05:00 - 22:30
Saturday 05:00 - 22:30
Sunday 05:00 - 22:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Ma Boutik posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share