π‘­π’Šπ’…π’†π’“π’‚π’π’‚

π‘­π’Šπ’…π’†π’“π’‚π’π’‚ π‘­π’Šπ’…π’†π’“π’‚π’π’‚ an’Andriamanitra, Fifampizarana teny mahasoa amin’ny endriny rehetra ✞ β™‘

08/05/2026

Lord, I’m just GRATEFUL ✨❀️

27/04/2026

Β« Izay rehetra miseho @ fiainako, ekeko reee ! Β»

Mirary herinandro feno fitahiana 🀎

« Satria ny Jesosiko no miasa loha, misahirana amiko. »🀍🀎
26/04/2026

Β« Satria ny Jesosiko no miasa loha, misahirana amiko. Β»

🀍🀎

πŸ’›
16/04/2026

πŸ’›

« Matokia Azy fa aza manahy » 🀍
12/04/2026

« Matokia Azy fa aza manahy » 🀍

❀️
08/04/2026

❀️

Β« Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay manome antsika ny fandresena amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika. Β»1 Korin...
05/04/2026

Β« Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay manome antsika ny fandresena amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika. Β»

1 Korintiana 15 : 57

Hafatra avy amin’ilay tena tia anao :
04/04/2026

Hafatra avy amin’ilay tena tia anao :

« Hoy Jesosy taminy: Izaho no fananganana ny maty sy fiainana; izay mino Ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray. » ✞...
03/04/2026

« Hoy Jesosy taminy: Izaho no fananganana ny maty sy fiainana; izay mino Ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray. » ✞

Jaona 11 : 25

Β« Hijery anao hatrany anie Β΄lay Andriamanintsika Β»Mirary tontolo andro feno Fitahiana ! ✞ β™‘
02/04/2026

Β« Hijery anao hatrany anie Β΄lay Andriamanintsika Β»

Mirary tontolo andro feno Fitahiana ! ✞ β™‘

Address

Ampitatafika
Antananarivo
102

Telephone

+261325777065

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when π‘­π’Šπ’…π’†π’“π’‚π’π’‚ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to π‘­π’Šπ’…π’†π’“π’‚π’π’‚:

Shortcuts

Share